Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

"Ny fandeferana amin'ny hafaliana"

Daty
Alakamisy 27 August 2026

"Ary ampahatanjahina amin'ny hery rehetra araka ny herin'ny voninahiny ho amin 'ny faharetana rehetra sy ny fandeferana amin'ny hafaliana."- KM. 1:11

Mofon’aina:
Tsy hery ny fanaovana teny tsy amim-piheverana, izay sady   mandratra ny hafa no manimba antsika mihoatra noho ny hafa aza, satria mahatonga antsika hanenina aty  aoriana rehefa misaintsaina izay nolazaintsika.

"Fandeferana amin'ny hafaliana." Na aiza na aiza misy anao, dia mety ho tafintohina ianao, ary mety hahazo tsiny. Raha ataoko anton-draharaha ny manangona ny fanakianana kely indrindra momba ahy, dia tsy hanana fotoana ho an'ny zavatra hafa intsony aho. Hoy aho: "Andriamanitra no mahalala izany rehetra izany, ka Izy no avelako handray an-tanana izany." Tsy mampaninona ahy izay lazain'ny olona momba ahy. (...)

Tsy tokony ho verintsika na oviana na oviana ny fifehezan-tena. Aoka ho eo anoloantsika mandrakariva Ilay Modely tonga lafatra. Fahotana ny manao teny tsy voahevitra sy feno fahasorenana, eny ny mitahiry fahatezerana ao am-po koa, na dia tsy manonona teny aza ny vavatsika. Tokony handeha amim-pahamendrehana isika ka haneho an'i Kristy ar .ka ny tokony ho izy. (...)

(...) Rehefa niasa teo amin'ny latabatra fandrafetana i Kristy, dia matetika no nisy olona nanodidina Azy, nanao izay hampahatezitra Azy. Nanomboka nihira Salamo mahafinaritra anefa Izy, ary tsy tsapan'izy ireo akory dia nihira niaraka taminy izy ireo, voasariky ny héros in'ny Fanahy Masina teo amin'izany toerana izany.

Irin'Andriamanitra isika raha maharitra amin'ny fahoriana sy ny fijaliana, ary koa ho afa-po amin'ny fitsaharana eo amin'ny Sandrim-pitiavany mandrakizay, noho ny finoantsika fa miasa ho antsika amin'ny fotoana rehetra Izy. Tombontsoa lehibe ho antsika ny mifaly ao amin'ny Tompo. Andeha isika hidera Azy bebe kokoa. Amin'ny fifaliantsika no anehoantsika fa miara-miafina amin'i Kristy ao amin'Andriamanitra ny fiainantsika, ao Aminy no ahitantsika fisakaizana feno fitahiana indrindra ary noho ny Fahasoavany no ananantsika fifandraisana velona amin'ny lanitra.-Ms, 102, 1901.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 12 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fampidirana.
Sun 13 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Ady ara-panahy.
Mon 14 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Mirehareha ny amin’i Jehôvah.
Tue 15 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fantatra ireo mpampianatra sandoka.
Wed 16 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Miaripahoriana noho ny filazantsara.
Thu 17 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Antso ho an’ireo tsy mbola nibebaka.
Fri 18 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fianarana fanampiny.
Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 05 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Fampidirana.
Sun 06 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Ny ohapiainan’i Jesôsy.
Mon 07 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Ny antony manesika.
Tue 08 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Manao drafitra.
Wed 09 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Toetsaina.
Thu 10 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Firaisana.
Fri 11 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Fianarana fanampiny.
Sat 12 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.
Sun 20 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITATIAVANA ARY FIRAISANA - Ny fahasoavan’i Jesôsy.

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal