"Raha mihevitra sy miresaka bebe kokoa ny amin'i Jesôsy isika, ary kelikely kokoa ny amin'ny tenantsika, dia hahazo Kristy mifanatrika be lavitra noho izao isika." - DHK, t. 117 (ed. 2018) "Raha mandray torohevitra avy amin'ny fisalasalana sy ny tahotsika isika, na mitady hanazava ny zavatra rehetra izay maizimaizina amintsika vao hino, dia vao mainka hitombo sy hihalalina ny fahasahiranan-tsaina mahazo antsika.