"Sambatra izay olona mahita fahendrena sy izay olona mahazo fahalalana." - Ohab. 3:13.
Mofon’aina:
Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-pahendrena, ary ny olona manaiky hovolavolaina sy hotefena araka ny endrik' Andriamanitra no mendrika indrindra amin'ny asan'ny tanan 'Andriamanitra. (...)