Anakandriamasony. "Fa izao no lazain’i Jehovah, Tompon'ny maro: Hampiseho voninahitra no nanirahany ahy tany amin'ffy firenena izay namabo anareo; fa izay mikasika anareo dia mikasika ny anakandriamasony." - Zak. 2:12.
Iantefan’ny fitiavan’Andriamanitra mamy indrindra. "Ao aminy no irafetan'ny mfitra rehetra, mitombo tsara ho tempoly masina ao amin'ny Tompo. Ary ao aminy no miaraka aorina koa hianareo ho fonenan'Andriamanitra amin'ny Fanahy." Efes. 2:21,22. Mofon’aina: