Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 3: FANOMBOHANA MANANO SAROTRA - Fianarana fanampiny.

Daty
Zoma 18 July 2025

FIANARANA FANAMPINY

Vakio "Ny loza tany Egipta", ao amin'ny PM, tt. 243-250 (ed. 2014).

Jereo ny firosoan'ny toe-javatra ho amin'ny ratsy kokoa ho an'i Mosesy sy ny olony taorian'ny nanatonan'i Mosesy voalohany an'l Farao.

"Rehefa nahazo porofo marina ny mpanjaka, dia nahiany ho nikomy sy nandao ny asany nampanaovina azy ny zanak'i Isiraely. Tsy inona izany tetika izany, hoy ny fiheverany, fa vokatry ny fahalainany, noho izany dia nataony izay tsy hananany fotoana hanomanana izany teti-dratsy izany. Avy hatrany dia namoaka didy izy mba hanamafisana ny gadrany sy hamongorana ny ao anatiny rehefa mety ho fanahim-pitadiavana fahaleovan-tena. Androtr'iny ihany dia nisy baiko nomena hahatonga ny fanompoany vao mainka ho mafy sy manahirana. Fampiasa nahazatra tamin'ny fanaovan-trano ny biriky nahahy tamin'ny hainandro. Mpanompo hebreo marobe no niasa tamin'ny fanaovana azy. Natao tamin'ny biriky ireny, voalalotra vato voapaika ny eo ivelan'ny rindrin'ireo tranobe tsara tarehy. Ampifangaroina amin'ny tanimanga anaovam-biriky ny mololo mba hiraikitra kokoa, ary be dia be ny mololo nilaina tamin'izany. Nandidy anefa ny mpanjaka mba tsy homena mololo intsony ny mpanao biriky, ka dia izy ihany no handeha hanangona, kanefa ny isan'ny biriky fanaony teo aloha dia mbola hataony ihany.

Nahareraka ny fon'ny olon'i Isiraely izany didy navoaka izany. Noho ny didin'ny mpanjaka anefa dia niely eran'ny tany Egipta rehetra ny olona mba hifako vodivary mba ho solon'ny mololo, nefa tsy nahavita ny isan'ny biriky teo aloha izy. Noho ny baikon ireo mpampiasa egiptianina dia nokapohina mafy ny mpifehin'ny zanak'i Isiraely ka lasa nitaraina tamin'i Farao." - PM, ed. 2014, tt. 244, 245.

FANONTANIANA hifanakalozan-kevitra

1. Eritrereto ny fotoana iray teo amin'ny fialnanao izay nanekenao ny antson' Andriamanitra nefa tsy nizotra araka ny tokony ho izy ny toe-javatra na koa ratsy fanombohana. Inona ny lesona nianaranao avy tamin'izany fanandramana izany rehefa nandeha ny fotoana?

2. Lazao amin'ny hafa ny fomba nidiran'Andriamanitra an-tsehatra teo amin'ny fiainanao tamin'ny fotoana nangatahanao ny fanampiany na tamin'ny fotoana tsy nanampoizanao izany. Ahoana no hahafahantsika mino ny fahatsaran Andriamanitra amin'ny fotoana isian'ny toe-javatra ratsy, eny na dia ho an'ireo izay matoky an'i Jehovah aza?

3. Inona no holazainao amin'ny olona iray izay milaza hoe: "Tsy fantatro Jehôvah", raha toa io olona io manambara izany toy ny zava-misy tsotra eo amin'ny fiainany fa tsy ho fihaikana tsy akory? Inona no azonao atao hanampiana azy "hahafantatra an'i Jehovah" sy hanazavana aminy ny maha-zava-dehibe ny hahafantarany an'Andriamanitra?

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 23 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Fampidirana.
Sun 24 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Zava-mahavariana sy fakampanahy.
Mon 25 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Ireo manda miaro ny fifandraisako amin’Andriamanitra.
Tue 26 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Ny lalàna.
Wed 27 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Ny lalàna sy ny Filazantsara.
Thu 28 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Mahafantatra ary manatanteraka.
Fri 29 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALÀNA - Fianarana fanampiny.
Sat 30 May 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 16 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Fampidirana.
Sun 17 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Omeo famantarana fotsiny.
Mon 18 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Tsy fihetseham-po ny finoana.
Tue 19 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Tsy fihetseham-po ny finoana.
Wed 20 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Ohatra amin’ny finoana.
Thu 21 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Ny finoana an’i Jesôsy.
Fri 22 May 2026
Lesona 8: MANANA FINOANA - Fianarana fanampiny.
Sat 23 May 2026
Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 30 May 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fampidirana.
Sun 31 May 2026
Lesona 10 : FIBEBAHANA SY FAMELAN-KELOKA - Ny rotoroton’ny fiainana.
Mon 01 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Ny asan’ny Fanahy Masina.
Tue 02 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Ny fibebahana marina.
Wed 03 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fahasoavana ampy.
Thu 04 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Akanjo lafo vidy indrindra.
Fri 05 Jun 2026
Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fianarana fanampiny.
Sat 06 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fampidirana.

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal