Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Kristianina maneho taratra ny fahazavan'ny lanitra

Daty
Sabotsy 30 November 2024

"Tsy azo afenina izay tanàna miorina eo an-tampon-tendrombohitra. Ary koa, tsy misy mandrehitra jiro ka mametraka azy ao ambanin'ny vata famarana, fa apetrany eo amin'ny fanaovan-jiro, ka dia mazava amin 'izay rehetra ao an-trano izany." - Mat. 5:14,15 

Mofon’aina:
Hianareo no fahazavan 'izao tontolo izao" hoy i Kristy tamin'ireo mpianany (Mat. 5:14). (...) Tsy manana fahazavana azy manokana anefa izy ireo, fa ny taratry ny fahazavan'ny Lanitra no asaina asehony amin'izao tontolo izao.

 "Tsy azo afenina izay tanàna miorina eo an-tampon-tendrombohitra. " Ny fisainantsika sy ny fikasantsika no loharano miafin'ny asa ataontsika, ary mamaritra ny toetrantsika (...). (...) Hitan'Andriamanitra mazava avokoa ny fisainantsika sy ny fihetseham-pontsika ary ny fironantsika, na dia tsy hitan'ny olombelona aza. (...) 

Fijoroana ho vavolombelona manameloka ny fahotana sy ny mpanota ny fiainana masin'ny Kristianina sy ny resaka masina ataony. I Kristy anefa no tokony hasehony amin'izany fa tsy ny tenany. I Kristy no fanefitra lehibe ho an'ny ota. Nomen'ilay Mpanavotra be fangorahana antsika ny fanampiana rehetra ilaintsika. Vonona Izy ny hampitafy ny fahamarinany amin'izay mibebaka amin'ny fony marina, ary koa ny handrehitra ao am-pon'izany olona izany ny fitiavan'Andriamanitra (...). Andeha àry isika hanambara ny maha-vavolombelony antsika eto an-tany; ambasadaorony avy any amin'ny lapan'ny lanitra isika. Andeha homentsika voninahitra Ilay soloantsika tena amin'ny fijoroantsika ho mahatoky eo anatrehan'ny asa napetraka tamintsika, dia ny ho mpitondra fahazavana ho an' izao tontolo izao. 

Izay hahazo ny fiainana mandrakizay amin'ny farany dia maneho hafanam-po sy fanoloran-tena ho amin'ny fanompoana an'Andriamanitra eto an-tany. Tsy hitsoaka adidy izy rehefa manatona ny fizahan-toetra sy ny zava-tsarotra ary ny faniniana. (...) Tsy hanao fanontaniana mitory fisalasalana izy rehefa aseho eo anatrehany ny fitakiana mazavan'ny Soratra Masina ka hanao hoe: inona no holazain'ireo namako raha miandany amin'ny vahoakan'Andriamanitra aho? (...)

Ambaran'i Jesôsy fa tsy menatra ny hiantso ireo mpanara-dia Azy amin'ny fo ho rahalahiny Izy. Hiandany amin'izy ireo ilay Andriamanitry ny fahamarinana ary tsy mba handao azy. Ho toy ny tombon-tsoa mandrakizay ho azy ireo ny fatiantoka azony noho ny amin'i Kristy. - RC, t. 379 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 05 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Fampidirana.
Sun 06 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Ny ohapiainan’i Jesôsy.
Mon 07 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Ny antony manesika.
Tue 08 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Manao drafitra.
Wed 09 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Toetsaina.
Thu 10 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Firaisana.
Fri 11 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Fianarana fanampiny.
Sat 12 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 29 Aug 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA - Fampidirana.
Sun 30 Aug 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA - Ny vokatry ny fanompoana tena izy.
Mon 31 Aug 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA - Fahoriana sy voninahitra.
Tue 01 Sep 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA -Fanompoam-pivavahana mifantoka amin’i Kristy.
Wed 02 Sep 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA - Antso ho amin’ny fahamasinana.
Thu 03 Sep 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA - Fiononana sy alahelo.
Fri 04 Sep 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA - Fianarana fanampiny.
Sat 05 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 12 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fampidirana.
Sun 13 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Ady ara-panahy.
Mon 14 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Mirehareha ny amin’i Jehôvah.
Tue 15 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fantatra ireo mpampianatra sandoka.
Wed 16 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Miaripahoriana noho ny filazantsara.
Thu 17 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Antso ho an’ireo tsy mbola nibebaka.
Fri 18 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fianarana fanampiny.
Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal