Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Manan-danja ny fanomezam-pahasoavana rehetra

Daty
Alahady 16 March 2025

"Zarazaraina ho samy hafa ny fanomezam-pahasoavana, nefa ny Fanahy dia iray ihany. Ary zarazaraina ho samy hafa ny fanompoana, nefa ny Tompo dia iray ihany." - 1 Kôr. 12:4,5.

Mofon’aina:
Diniho tsara ny Soratra Masina. Tsy mitovy ny asa nankinin' Andriamanitra tamin'ny tsirairay. Ao anatin'ny drafiny ny hisian'ny firaisana ao anatin'ny fahasamihafana. Rehefa dinihina sy arahina ny planin'Andriamanitra dia hihena kokoa ny fifandonana eo amin'ny fanaovana ny asany.

"Fa toy ny ananantsika zavatra maro momba ny tena iray, nefa tsy mitovy asa izay rehetra momba ny tena." - Rôm. 12:4. "Nefa ny momba ny tena tsy iray, fa maro. Raha ny tongotra hanao hoe: Satria tsy tànana aho, dia tsy mba momba ny tena, - amin'izany dia tsy momba ny tena va izy? Ary raha ny sofina hanao hoe: Satria tsy maso aho, dia tsy mba momba ny tena, -koa amin'izany dia tsy momba ny tena va izy? Raha maso avokoa ny tena rehetra, aiza ary izay fandrenesana? Raha fandrenesana avokoa, aiza ary izay fanimboloana? Fa Andriamanitra efa nametraka izay rehetra momba ny tena, samy ho eo amin'ny tena araka nY sitrapony. Ary raha izay rehetra momba ny tena no tonga iray monja, aiza intsony izay tena?" - 1 Kôr. 12:14-19.

"Ary hianareo no tenan'i Krisi ka samy momba ny tenany avoi araka ny anjaranareo avy. A Andriamanitra efa nanendry ny sasa teo amin'ny fiangonana, voaloha apostoly, faharoa mpaminany, fahate mpampianatra, manaraka iza dia fahagagana, dia fanomeza pahasoavana ho enti-mahasitrana, • fanampiana, dia fitondrana, dia fite samy hafa tsy fantatra." - 1 Kôr. 12:2 28.

(...) Aoka isika hiambina fandr, hifantoka amin'ny tenantsika fisainantsika ka heverintsika fa t manompo an'Andriamanitra ny ha raha tsy manao ny asa mitovy amin'iz ataontsika.

Tsy tokony hilaza izao na oviana oviana ny mpiasa iray: "Tsy te hiar miasa amin'ny olona tahaka izao satria tsy mitovy fomba fijery am izy. Aleoko miara-miasa amin'ny olo miombon-kevitra amin'izay lazai ary manaraka ny hevitro rehetra Mety hanana fahamarinana toko hambara (...) ilay olona tsy tian'iz mpiasa izany hiaraha-miasa. Noho fandavany tsy handray ny fanampia avy amin'ny Tompo anefa, d manjary mandeha ila ny asa. - PUR, Desambra 1904.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 11 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Fampidirana.
Sun 12 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Mangeja ny avonavona.
Mon 13 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Diniho ny tenanao.
Tue 14 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Mosesy, mpanompo nanetry tena.
Wed 15 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Ny zava-manafintohina indrindra.
Thu 16 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Jereo Izy.
Fri 17 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Fianarana fanampiny.
Sat 18 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 04 Apr 2026
Lesona 2: MAHAFANTATRA AN'ANDRIAMANITRA - Fampidirana.
Sun 05 Apr 2026
Lesona 2: MAHAFANTATRA AN'ANDRIAMANITRA - Endrik’Andriamanitra mazava kokoa
Mon 06 Apr 2026
Lesona 2: MAHAFANTATRA AN'ANDRIAMANITRA - Masina Andriamanitra.
Tue 07 Apr 2026
Lesona 2: MAHAFANTATRA AN'ANDRIAMANITRA - Andriamanitra dia Fitiavana.
Wed 08 Apr 2026
Lesona 2: MAHAFANTATRA AN'ANDRIAMANITRA - Andriamanitra ao amin’ny famoronana.
Thu 09 Apr 2026
Lesona 2: MAHAFANTATRA AN'ANDRIAMANITRA - Imanoela, amintsika Andriamanitra.
Fri 10 Apr 2026
Lesona 2: MAHAFANTATRA AN'ANDRIAMANITRA - Fianarana fanampiny.
Sat 11 Apr 2026
Lesona 3: AVONAVONA NA FANETRENTENA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 18 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fampidirana.

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal