Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Mametraka ireo laharam-pahamehana

Daty
Alakamisy 19 June 2025

"Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany." - Mat. 6:33.

Mofon’aina:
Eo ankavia sy ankavanana dia misy maka fanahy ny Kristianina mba hialany amin'ny lalan-tery, nefa ireo izay te hanefy ny toetrany ho mendrika ny mandrakizay dia tsy maintsy mandray ny sitrapon'Andriamanitra ho fenitra tokony hotratrariny ka mihataka tanteraka amin'izay rehetra tsy Sitrany. An'arivony maro no voatarika hanota noho ny famelany ny mandan'ny fony tsy ho voambina. ( ...) Mihazakazaka ho amin'ny fiantoham-barotra izy ireo mba hanangonana haren'ny tany bebe kokoa. Amin'izany no ipetrahany eo amin'ny toerana tsy hahitany fandrosoana eo amin'ny fiainana maha-Kristianina. "(...) koa hendre ka mahonema tena ho am in 'ny fivavahana." - 1 Pet. 4:7b. (...)

"Aza tia izao tontolo izao, na izay zavatra eo amin'izao tontolo izao. Raha misy olona tia izao tontolo izao dia tsy ao anatiny ny fitiavana ny Ray." - 1 Jao. 2:15. (...) Etsy ankilan'izany, dia tokony hankatô izao fitsipika izao isika: "Mazotoa, fa aza malaina" - Rôm. 12:11 a. Asaina miasa isika mba hahafahantsika manome ho an'ny sahirana. Tsy irin'Andriamanitra ny hamelana ny fahaiza-manao sy ny herintsika ho harafesina noho ny tsy fiasana. (...) 

Matetika anefa ny Kristianina  no mamela ny fiahiahiana momba izao fiainana izao haka ny fotoana izay an'Andriamanitra. Manokana ny fotoana sarobidy ananany ho amin'ny asa aman-draharaha na ny fialamboly izy. Ny heriny manontolo dia ampiasainy amin'ny fanangonana ny haren'ny tany. (...) 

Maro amin'ireo mitonona ho Kristianina no mitandrina mba hitondra ny mariky ny fahitsiana tanteraka ny raharaha ara-barotra ataony nefa tsy fahatokiana no hita eo amin'ny fi fandrais any amin'Andriamanitra. Revo amin'ny raharahan'izao tontolo izao izy ka tsy mahatanteraka ny adidy tokony hefainy amin'ireo manodidina azy. Tsy voataiza ao amin'ny fikolokoloana sy ny fananaran'ny Tompo ny zanany. Atao tsirambina ny alitaran'ny mpianakavy ary hadino ny fanoloran-tena manokana. Tsy ataony lohalaharana ny momba ny mandrakizay fa ataony ambinambin-javatra. Voaroba Andriamanitra satria izao tontolo izao no iantefan' ny eritreriny mamy indrindra ( ...). - ST, 17 Desambra 1896. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 14 Jun 2025
LESONA 12: FANAMBARANA MIALOHA - Fampidirana.
Sun 15 Jun 2025
LESONA 12: FANAMBARANA MIALOHA - Ny Daniela toko faharoa sy ny tantara.
Mon 16 Jun 2025
LESONA 12: FANAMBARANA MIALOHA - Miankohoka amin’ny sary.
Tue 17 Jun 2025
LESONA 12: FANAMBARANA MIALOHA - Miankohoka amin’ny sary indray.
Wed 18 Jun 2025
LESONA 12: FANAMBARANA MIALOHA - Ny fanenjehana ny fiangonana voalohany.
Thu 19 Jun 2025
LESONA 12: FANAMBARANA MIALOHA - Ny mariky ny bibidia.
Fri 20 Jun 2025
LESONA 12: FANAMBARANA MIALOHA - Fianarana fanampiny.
Sat 21 Jun 2025
LESONA 13: IREO SARY MANEHO NY FARANY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 07 Jun 2025
LESONA 11: I ROTA SY I ESTERA - Fampidirana.
Sun 08 Jun 2025
LESONA 11: I ROTA SY I ESTERA - Mosary tany Amin ny "tranon’nymofo"
Mon 09 Jun 2025
LESONA 11: I ROTA SY I ESTERA - I Rota sy i Boaza.
Tue 10 Jun 2025
LESONA 11: I ROTA SY I ESTERA - Boaza amin’ny maha-mpanavotra azy.
Wed 11 Jun 2025
LESONA 11: I ROTA SY I ESTERA - I Hamana sy I Satana.
Thu 12 Jun 2025
LESONA 11: I ROTA SY I ESTERA - Ho amin’izao andro izao mihintsy.
Fri 13 Jun 2025
LESONA 11: I ROTA SY I ESTERA - Fianarana fanampiny.
Sat 14 Jun 2025
LESONA 12: FANAMBARANA MIALOHA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 21 Jun 2025
LESONA 13: IREO SARY MANEHO NY FARANY - Fampidirana.
Sun 22 Jun 2025
LESONA 13: IREO SARY MANEHO NY FARANY - Ilay mpaminany malaina.

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (65)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal