Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

I Jesôsy sy ireo sakaizany tao Betania

Daty
Zoma 16 February 2024

"Ary Jesosy tia an'i Marta sy ny rahavaviny ary Lazarosy." - Jao. 11:5.

Tisy tokantrano iray tena tian'i Jesosy ny namangy azy-ny tokantranon'i Lazarosy sy Maria ary Marta; ny rivo-piainan'ny finoana mantsy no nahitan'ny fanahiny fitsaharana.mpianatr'i Kristy.

Anisan'ny nifahatra indrindra Taminy i Lazarosy avyany Betania. Hatramin'nynihaonany voalohany dia efa natanjaka ny finoany an'i Kristy; lalina ny fitiavany Azy, ary be koa ny fitiavan'ny Mpamonjy Azy. Ho an'i Lazarosy no nanaovan'i Kristy ny lehibe indrindra tamin'ny fahagagana. Nitahy izay rehetra nitady ny fanampiany ny Mpamonjy; tia ny fianakavian'ny olombelona rehetra Izy; saingy nananany fifandraisana mamy sy fifamatorana tamin'ny fomba manokana ny olona sasany. Nifaningotra tamin'ny fianakaviana tany Betania ny fony tamin'ny alalan'ny mahazakan'ny fitiavana, ka notanterahiny ho an'ny anankiray tamin'ireo ny anankiray amin'ny asa mahagaga indrindra nataony.

Nahita fialan-tsasatra matetika i Jesosy tao an-tokantranon'i Lazarosy. Tsy nanana trano ho an'ny tenany ny Mpamonjy; niankina tamin ny fampiantranoan'ny namana aman- tsakaizany sy ny mpianany Izy; koa matetika, rehefa sasatra Izy, nangetaheta firaisam-pon'olombelona, пу nahafaly Azy ny nandositra ao amin'izany tokantrano feno fiadanana izany, lavitry ny fiahiahiana sy ny fialonan'ny Fariseo feno hatezerana. Tao Izy nahita fandraisana tsara tamin'ny fo madio, sy fisakaizana madio sy masina. Tao izy no afaka niteny tamim-pahatsorana sy tamim- pahalalahana tanteraka; fantany fa ho azo ny teniny, sady hotehirizina toy ny zava-tsarobidy.

Nankasitrahan'ny Mpamonjintsika ny tokantrano feno fiadanana sy ny mpihaino liana. Niriny mafy ny fahalemem-panahin'olombelona, ny fanajany sy ny fitiavany. Izay mandray ny toromariky ny lanitra, izay mahavonona Azy mandrakariva ny hizara izany, dia mahazo fitahiana be dia be. (...) Votsa anefa ny vahoaka nihaino Azy, ka tao amin'ny tokantrano tao Betania i Kristy no nahita fialan- tsasatra tamin'ny ady mandreraka natrchiny teo amin'ny fiainana teo anivon'ny vahoaka. Tao no nanokafany ny bokin'ny Fitondran'Andriamanitra teo amin'ny mpihaino mahay mankasitraka. Nandritra ireo resaka manokana nataony ireo, dia novelariny teo amin'ny mpihaino Azy izay tsy nandramany nolazaina tamin'ny vahoaka marobe nifangaro. Tsy nilainy ny niteny tamin'ny sakaizany tamin'ny alalan'ny fanoharana. - MLT, t. 208.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 25 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fampidirana.
Sun 26 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Ny fotoana.
Mon 27 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Toerana iray.
Tue 28 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fandinihana lalina ny baiboly.
Wed 29 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fitahiana roa sosona.
Thu 30 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Endrey ny hamamin’ny teninao.
Fri 01 May 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fianarana fanampiny.
Sat 02 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 18 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fampidirana.
Sun 19 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fitaovampiadiana mahery vaika indrindra.
Mon 20 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny soratra masina, fahefana.
Tue 21 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny fahamarinana ara-baiboly.
Wed 22 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny fitakian’ny Baiboly.
Thu 23 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny toe-po.
Fri 24 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fianarana fanampiny.
Sat 25 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 02 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Fampidirana.
Sun 03 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Daniela mahatoky.
Mon 04 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Ny fihetsika eo am-pivavahana.
Tue 05 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Nandeha no niresaka i Enoka.
Wed 06 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Mosesy, Mpitarika manana toe-panahy araka an’Andriamanitra.
Thu 07 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Nifona ho an’ny firenena i Mosesy.
Fri 08 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Fianarana fanampiny.
Sat 09 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Fampidirana.

Archive mensuelle

  • August 2025 (67)
  • September 2025 (58)
  • October 2025 (62)
  • November 2025 (67)
  • December 2025 (59)
  • January 2026 (85)
  • February 2026 (35)
  • March 2026 (55)
  • April 2026 (69)

Pagination

  • Previous page
  • 3
Powered by Drupal