Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Mahatoky amin’ireo asa madinika fanao.

Daty
Talata 15 July 2025

« Mazotoa manolotra n’y tenanao amin'Andriamanitra ho olona voazaha toetra, dia mpiasa tsy mahazo henatra, mizana tsara ny teny  fahamarinana. » -2 Fi m . 2:15.

Mofon’aina: 
Ny fahatokiana nasehon'i Elia tamin'ny zava-madinika no nanomana azy hatoky tamin'ny zava-baventy. Isan'andro, tamin'ny alalan'ny fanandramana nataony dia afaka nanao asa midadasika lavitra sy ambony lavitra izy. Nianatra ny hanompo izy, ka teo am-panompoana no nianarany koa hampianatra sy hitarika olona. Mamela fianarana sarobidy ho antsika rehetra izy. Tsy misy na dia olona iray aza mahalala izay fikasan'Andriarnanitra eo amin'ny fifehezana ataony amintsika. Kanefa mahazo matoky isika fa ny fahatokiana zava-madinika dia porofo fa ho azontsika atao ny hisahana zava-dehibe kokoa (...).

 Ny olona izay mihevitra fa tsy maninona ny fomba fanatanterahany ny asa madinidinika dia manaporofo fa tsy mendrika hitana toerana mendri-kaja kokoa izy. (...) Mijery ny ao anatin-javatra Andriamanitra fa tsy ny eny ivelany. Koa rehefa avy nizahp toetra azy lzy, dia mandera aminy izao didim-pitsarana izao hoe: "Voalanla farain'ny mizana hianao ka, indro, latsa-danja-(Dan. 5:27).(...)

Satria tsy mifandray mivantana amin'ny asa ara-pivavahana izy, dia betsaka no mahatsapa fa tsy mahasoa ny fiainanv ary tsy manao na inona na inona izy ho fampandrosoana ny limjakan'Andriama.nitra. Raha mba misy zaya-dehibe azony atao, ho fifahana manao ahoana moa no hanaovany izany! Koa satria tsy afaka manompo afa-tsy amin'ny zava-madinika izy, dia mihevitra fa mety raha mipetra-potsiny. Diso lalana tanteraka aneta izy ireny raha manao izany. 

Te hanana talenta manokana hahazoana nianao asa miavaka anankirav ny Kristianina maro, nefa tsv hitanv ire() adidy mipetraka akaiky azy, izay hanome hanitra mani-pofona ny tiainany. Aok ny olona toy ireny hanatanturaka Iiv andraikitra napetraka mi\ amana co amin'ny 1alan-kizorany. 1-s' dire miankina be loatra talenta mantsy ny fahombiazan'ny zavatra atao, fa amin'ny herim-po n liniavana ihany. Tsy ny tananana talenta L'auto no mahatotli-2,a antsika hanao fanompoana azo ekena mitera-boka-tsoa iray, fa ny, tanaton tosa n a amim-pahamarinana ny asa fanao andavanandro, ny toe-tsaina vonon-kiasa ary ny fitiavana tsy mihambahamba sy tsotra hitady izay mahasoa ny hafa PM, tt. 180- 181 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 10 Jan 2026
Lesona 3:FIAINANA SY FAHAFATESANA - Fampidirana.
Sun 11 Jan 2026
Lesona 3: FIAINANA SY FAHAFATESANA - Hery tsy manam-petra.
Mon 12 Jan 2026
Lesona 3: FIAINANA SY FAHAFATESANA - Tombony ny fahafatesana.
Tue 13 Jan 2026
Lesona 3: FIAINANA SY FAHAFATESANA - Mahatoky.
Wed 14 Jan 2026
Lesona 3: FIAINANA SY FAHAFATESANA - "Maharitra amin’ny fanahy iray."
Thu 15 Jan 2026
Lesona 3: FIAINANA SY FAHAFATESANA - Miray saina sy tsy matahotra.
Fri 16 Jan 2026
Lesona 3: FIAINANA SY FAHAFATESANA - Fianarana fanampiny.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 03 Jan 2026
Lesona 2: ANTON’NY FISAORANA SY NY FIVAVAHANA - Fampidirana.
Sun 04 Jan 2026
Lesona 2: ANTON’NY FISAORANA SY NY FIVAVAHANA - Fitomboana ao amin’ny Filazantsara.
Mon 05 Jan 2026
Lesona 2: ANTON’NY FISAORANA SY NY FIVAVAHANA - Ireo antombavak’i Paoly.
Tue 06 Jan 2026
Lesona 2: ANTON’NY FISAORANA SY NY FIVAVAHANA - Fampiharana ny fahaiza-manavaka ara-panahy.
Wed 07 Jan 2026
Lesona 2: ANTON’NY FISAORANA SY NY FIVAVAHANA - Voan’ny Filazantsara.
Thu 08 Jan 2026
Lesona 2: ANTON’NY FISAORANA SY NY FIVAVAHANA - Ny herin’ny vavaka.
Fri 09 Jan 2026
Lesona 2: ANTON’NY FISAORANA SY NY FIVAVAHANA - Fianarana fanampiny.
Sat 10 Jan 2026
Lesona 3:FIAINANA SY FAHAFATESANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • August 2025 (67)
  • September 2025 (58)
  • October 2025 (62)
  • November 2025 (67)
  • December 2025 (59)
  • January 2026 (24)

Pagination

  • Previous page
  • 3
Powered by Drupal