Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Kristy, Fanatitra sy Antoka ho antsika

Daty
Alakamisy 05 February 2026

 "Ary Izy nitondra ny fahotantsika tamin 'ny tenany teo ambonin 'ny hazo, mba ho faty ny amin 'ny ota isika, fa ho velona ny amin 'ny fahamarinana; ary ny dian-kapoka taminy no nahasitranana anareo." — I Pet. 2:24.

Mofon’aina:
Raha toa ianao ampidirina am-ponja sy helohina ho faty noho ny heloka bevava vitanao, ary misy sakaizanao iray manatona anao ka manao hoe: "Izaho no hisolo ny toeranao, fa ianao kosa hafahana." Moa ve ny fonao tsy ho feno fankasitrahana noho izany fitiavana tsy mihevitra ny azy izany? Mihoatra noho izany anefa no efa nataon' i Kristy (...) ho antsika. Efa very isika, voaheloka ho faty, kanefa maty ho antsika i Kristy ka nanafaka antsika noho izany. Hoy Izy: "Izaho no hitondra ny heloky ny mpanota, mba hahazoany fahafahana indray. Homeko azy ny hery hoentiny mandresy ao anatin'ny ady itolomany amin'ny ratsy."

Izany no toerana misy ny olombelona ankehitriny. Novidin'i Kristy tamin'ny ainy isika ka Azy. Ny herintsika rehetra, na ara-batana, na ara-tsaina, na ara-panahy dia Azy avokoa. Ary fandrobana ny fihazonantsika izay Azy mba ho an'ny tenantsika. - Ms 11, 1885.

Alao sary an-tsaina, (...) ny hamafin' ny fijaliana niaretan' Kristy. Niaritra izany fijaliana izany tao amin'ny maha Olombelona Azy [zy mba tsy hirotsahan'ny fahatezeran'Andriamanitra mirehitra amin'ireo rehetra nanolorany ny ainy. Eny tokoa, hanan-kery mandrakizay ho an'ny fiangonana izany sorona lehibe izany. Haintsika ve ny manisa ny fandikan-dalàna efa vitan'ny fiangonana? Tsy haintsika izany. Koa iza àry no afaka hahatakatra ny fijalian'i Kristy rehefa nitsangana ho antoka ho an'ny fiangonany Izy? (...) Tao amin'ny fanatitra nataon' ilay Zanaka Lahitokan'Andriamanitra no nanehoana ny voninahitra mahatahotry ny fahamarinan'Andriamanitra sy ny fahamasinany. - Ms 6. 1897

Noraisin'i Kristy ho andraikiny ny lehilahy sy ny vehivavy rehetra eto an-tany ka natolony ho azy ireo ny ainy. Mijoro eo anatrehan'ny Ray lzy ka manao hoe: "Ray o, raisiko ny helok' ity fanahy ity. Ho faty izy raha avela hivesatra izany. Fa raha mibebaka kosa izy, dia ho voavela heloka. Ny rako no hanadio azy amin'ny fahotana rehetra. Natolotro ny aiko noho ny fahotan' izao tontolo izao." - Ms 127, 1899. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 28 Mar 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Fampidirana.
Sun 29 Mar 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Ny toerana misy antsika.
Mon 30 Mar 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Fananarana, fibebahana ary
Tue 31 Mar 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Fitiavana mandrakizay.
Wed 01 Apr 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Tomoera.
Thu 02 Apr 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Miray amin’ny voaloboka.
Fri 03 Apr 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA -

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 21 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Fampidirana.
Sun 22 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Lesona momba ny asa fitoriana.
Mon 23 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Mifandray ny fiangonana.
Tue 24 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Mitoetra marina ka hatoky tsara.
Wed 25 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Miaina eto amin’izao tontolo izao fa tsy naman’izao tontolo izao.
Thu 26 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Hafatra ho an’i Laodikia.
Fri 27 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Fianarana fanampiny.
Sat 28 Mar 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal