Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Ady tsy maintsy atrehina.

Daty
Alatsinainy 20 April 2026

 "Miadia ny ady tsaran'ny finoana, hazony ny fiainana mandrakizay; fa ho amin 'izany no niantsoana anao koa sy nanaovanao ilay fanekena tsara teo imason'ny vavolombelona maro." - 1 Tim. 6:12

Mofon’aina:
Misy ady mitohy tsy maintsy atrehina, ary tsy voaro na dia iray minitra aza isika raha tsy marnetraka ny tenantsika eo ambany fiarovan'Ilay nanolotra ny ainy sarobidy mba hahafahan'ny rehetra izay mino ny maha Zanak'Andriamanitra Azy (...) mandositra ny fahalovana misy eto amin'izao tontolo izao (...). Hainy tokoa ny mampikambana ny maha Andriamanitra Azy amin'ny maha olona antsika, ho setrin'ny finoantsika. Raha matoky an'Andriamanitra isika ary koa miray amin'ny Fombany ary manao ezaka lehibe, dia mitory ny asan'i Kristy teto an-tany: ho fiadanana ho ety ambonin'ny tany ho an'ny olona ankasitrahany. Asaina isika hiresaka momba ireo loza ao ambadiky ny ady ifanaovana amin'ny fahavalo tsy hita maso ary koa hiambina, satria tsy miady amin'ny nofo aman-dra isika fa amin'ny fanapahana sy ny fanjakana ary ny fanahy ratsy eny amin'ny nvotra. (...) 

Tsy midika ho tsy fisian'ny ady intsony ny fanarahana an'i Kristy. Tsy kilalaon-jaza izany, na koa fidonanaham-poana ara-panahy. Ny fifaliana rehetra ao amin'ny fanompoana an'i Kristy dia midika ho adidy masina amin'ny fiatrehana ady mivaivay matetika. Ny hoe manara-dia an'i Kristy dia midika ho fiatrehana ady mivaivay, asa mafy, ady atao amin'izao tontolo izao sy amin'ny nofo ary amin'ny devoly. Ny fifaliantsika dia ny fandresena azo ho an'i Kristy, amin'ny alalan'ny ady mivaivay.(...) Voatendry ho amin'ny asa isika, tsy ho an'ny "hanina mety ho levona, fa ny hanina izay maharitra ho fiainana mandrakizay." - Jao. 6:27. (...)

Tsy maintsy mihevitra izay sanda aloany ny tsirairay. Tsy misy olona hahomby raha tsy manao ezaka mafy. Tsy maintsy mampiasa ny herintsika rehetra isika ary manombo ny nofo mbamin ' ny faniriany sy ny filany. Zava-dehibe lavitra noho izay heverin'ny maro ny fanomboana amin'ny hazo fijaliana. (...)

Fiambenana tsy tapaka izany mba ho mahatoky hatramin'ny fahafatesana, mba hiady ny ady tsaran'ny finoana mandra-pifaran'ny ady, ary ho mpandresy isika ka handray ny satroboninahitry ny fiainana. - Ms 156, 1907 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 27 Jun 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Fampidirana.
Sun 28 Jun 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Paoly nantsoin’Andriamanitra ho apostolin’i Jesôsy Kristy.
Mon 29 Jun 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Avy tany ATENA hatrany KORINTO.
Tue 30 Jun 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Ny tanañan’i Korinto.
Wed 01 Jul 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-"Olona maro amin’ity tanana ity".
Thu 02 Jul 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Ny epistilin’ny Paoly ho an’ny Korintianina.
Fri 03 Jul 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO - Fianarana fanampiny.
Sat 04 Jul 2026
Lesona 2:

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 20 Jun 2026
Lesona 13 : NYMANDRAKIZAY - Fampidirana.
Sun 21 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Miaina anio.
Mon 22 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Mifanatrika aminy nony farany.
Tue 23 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Ny ampakarina.
Wed 24 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Manaraka ny zanak’ondry.
Thu 25 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - "Avia!".
Fri 26 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Fianarana fanampiny.
Sat 27 Jun 2026
Lesona 1: NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO-Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 04 Jul 2026
Lesona 2:

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal