Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Aoka hanakoako ny hafatra

Daty
Sabotsy 28 November 2026

"Ny Fanahy sy ny ampakarina manao hoe: Avia; ary aoka izay mahare hanao hoe: Avia. Ary aoka ho avy izay mangetaheta; ary izay mety, aoka izy hisotro maimaimpoana amin'ny ranon'aina."- Apok. 22:17.

Mofon'aina:
Fotoana  fohy talohan'ny niakarany r ho eo amin'ny seza fiandrianany any an-danitra, dia naniraka ny mpianany i Kristy mba handeha manerana izao tontolo izao hampianatra ny fahamarinana. (...) Maro amin'reo mpino nomena izany iraka izany no avy amin'ny saranga ambanimbany kokoa — lehilahy sy vehivavy izay nianatra ho tia ny Tompony sy tapa-kevitra ny hanaraka ny ohatra nasehony tamin'ny fanompoana feno fandavan-tena. Ireo olona tso-piaina ireo, izay nanana talenta voafetra ihany, ary koa ireo mpianatra izay niaraka tamin'ny Mpamonjy nandritra ny asa fanompoany teto an-tany, no nomena ilay iraka hoe: "Mandehana any amin'izao tontolo izao hianareo; ka mitoria ny filazantsara amin'ny olombelona rehetra." - Mar. 16:15. (...) 

...) Niara-niasa ho amin'ny fanatanterahana izany iraka napetraka tamin'ny mpianatra voalohany izany ireo mpino teo amin'ny vanim-potoana rehetra. Tian'Andriamanitra raha ny mpino tsirairay no hanatanteraka ny sitrapon'ny Mpamonjy. (...) Ny asa feno fahafoizart-tena nataon'ny vahoakan'Andriamanitra tamin'ny andro lasa dia lesona mivaingana sy loharanon-kery ho an' ireo mpanompony ankehitriny. Ireo vahoaka nofidin'Andriamanitra ankehitriny dia tokony hafana fo amin'ny asa soa, hanalavitra ny faniriana araka izao tontolo izao ary handeha amim-panetren-tena hanaraka ny dian-tongotr'Ilay Nazarena nanetry tena. (...)

 "Ny Fanahy sy ny ampakarina manao hoe: Avia; ary aoka izay mahare hanao hoe: Avia." (...) Ny fanahy rehetra izay efa nandre ny fanasana avy amin'Andriamanitra no tokony hampanakoako izany hafatra izany (...), ka hilaza amin'izay olona mifanerasera aminy hoe: "Avia." Tokony ho fahazavan'izao tontolo izao izay rehetra mandray an'i Kristy, manomboka amin'ny fotoana iovany fo. (...) Manome hery na dia ny malemy indrindra aza mba handrosoany ho amin'ny fandresena ny Fanahy Masina, Izay solontenan'i Kristy. (...) Mety ho voafetran'ny toe-javatra samihafa ny asa azon'ny sasany atao, nefa, na aiza na aiza anaovana izany amim-pinoana sy amim-pahazotoana, dia ho tsapa hatrany amin'ny faran'ny tany ny vokatr'izany.- RH, 24 Marsa 1910. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 14 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Fampidirana
Sun 15 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Ny Baiboly no manazava ny tenany.
Mon 16 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Tontolon-kevitra ara-tantara sy ara-kolon-tsaina.
Tue 17 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Tontolon-kevitra ara-literatiora.
Wed 18 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Ny hevitry ny lahatsoratra.
Thu 19 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Famelabelarana ara-tsoratra Masina.
Fri 20 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Mamaky ny Bokin’i ELLEN G. WHITE.
Sat 21 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY- Fampidirana

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 07 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Fampidirana.
Sun 08 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Tezitra tamin’ny mpitondra hafatr’Andriamanitra.
Mon 09 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Nopotehina ny hafatra (fizarana 1).
Tue 10 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Nopotehina ny hafatra (fizarana 2).
Wed 11 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Fihatsarambelatsihy.
Thu 12 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Ho fananarana antsika.
Fri 13 Nov 2026
Lesona 7 : HENOY IZAO - Naharay sy nampita hafatra.
Sat 14 Nov 2026
Lesona 8 : NY FANAZAVANA IREO FAMINANIANA - Fampidirana

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 21 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY- Fampidirana
Sun 22 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Mon 23 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Tue 24 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Wed 25 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Thu 26 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Fri 27 Nov 2026
Lesona 9 : MIZAHA TOETRA NY MPAMINANY-
Sat 28 Nov 2026
Lesona 10 : NY FAHEFAN'NY FAMINANIANA SY NY FAHAMARINANY ANKEHITRINY - Fampidirana.

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal