1 - Manaova fihaingana vaovao 2 - Eva 3 - Divay sy ny Baiboly 4 - Aza rerahana ny masonao 5 - ITW Pst Sosthene, Conf AWR 6 - Ny herin`ny fitsanganan`i Kristy tamin`ny maty, fianarana fanampiny
Alahady 20/09/2026
1 - Tonga Jesosy mitady ireo izay maniry ho vonjena 2 - Raha te hiompy ombivavy fiz faharoa 3 - Ialao ny ratsy 4 - Lasopy manatsara ny tosi-drà ( Dr Pamplona) 5 - ITw Pst Sosthene Conf AWR 6 - Ho resena ny fahafatesana
Sabotsy 19/09/2026
1 - Aza miankina amin'ny fahalalanao 2 - Ny tenako manontolo 3 - Famantarana 4 - Ny taonan-jatovo sy ny fanabeazana tokony ho azony 5 - Ny vatana hatsangana amin`ny maty
Zoma 18/09/2026
1 - Tsy misy tanteraka fa samy marary, aza malaky mitsara 2 - Fisoroana ny fiandronan`ny rano amin`ny vatana 3 - Tamperament 4 - Fitsipika mibaiko ny fifandraisan'ny ray aman-dreny sy ny zaza 5 - Kristy no Santatra
Alakamisy 17/09/2026
1- Ny voany no hahafantarana azy 2- Sambatra ny madio am-po (Fizarana voalohany) 3- Fazavana Foarabe fahasalamana sy Conference AWR Aout 2026
Alarobia 16/09/2026
Famintinana Alasaron`ny faminaniana ao amin`ny Baiboly
Sabotsy 12/09/2026
1 - Inona ny soa azon'ny olona na mahazo izao tontolo izao nefa very 2 - Jeremia toko 1 3 - Ny Bokin'i Daniela sy ny vanin'andro misy antsika-02 4 - Misy lanjany amin'Andriamanitra tokoa ve ny fiainako Fiz 02 5 - Ny amin`ny mpampianatra sandoka
Zoma 11/09/2026
1 - Mampianara anay hanisa ny andronay 2 - Esao sy Jakoba 3 - Hafatra mitondra fahasambarana 4 - Tokatrano maso 5 - Fitandremam-panana sy iraka, fianarana fanampiny