1 - Tsarovy mandrakariva ny nahafatesan'i Jesosy ho anao dia ho tia ny hafa ianao 2 - Fanalana poizina anaty vatana 3 - Aiza moa Hianao (II) (Androm-pahasoavana izao) 4 - Didy 12 ray aman dreny sy ny mpanabe 02 5 - Fahendrena sy fahamatorana.
Alahady 12/07/2026
1- Ianareo no epistily velona 2- Flan vita amin'ny korizety 3- Telo Zay Iray 4- Aza manahy 5- Ny olan'ny fisarantsarahana ao am-piangonana
Sabotsy 11/07/2026
1 - Mamela ny helontsika rehetra Andriamanitra 2 - Mpitoriteny toko fahafolo 3 - Tsy miova Jehovah II 4 - Ny fivavahana 5 - Iray ao amin`i Kristy
Zoma 10/07/2026
1 - Raiso avokoa ny fiadian'Andriamanitra rehetra 2 - Mariage, fizarana faharoa 3 - Zava_ mahadomelina vaovao 4 - Fotoana voatokana ho an'ny mpianakavy 5 - Ny teny ny amin`ny hazo fijaliana, fianarana fanampiny
1 - Fitiavana sy famelan-keloka 2 - Mba tiako anie ry Neny e 3 - Iray ny finoana 4- Fiomanana amin'ny fanambadiana Fizarana faharoa 5- Ilay Mesia voahombo
Talata 07/07/2026
1 - Maniry hamela sy hanova anao Izy 2 - Vahaolana amin'ny tsy fahampiana vy sy tsy fahampiana ra 3 - Maniry hamela sy hanova anao Izy 4 - Didy 12 ray aman dreny sy ny mpanabe 5 - Hery ho an'ireo izay ho vonjena
Alatsinainy 06/07/2026
1- Fitaka ny miseho ivelany 2- Miezaha dia manana toky amin'izay atao 3- Ny anio ihany no anao ( Fizarana Voalohany ) 4- Natumad - Ady amin'ny aretina mpahazo ny voly 5- Fahadalana amin'izay ho very
Alahady 05/07/2026
1- Miara-miady aminao Jehovah 2- Lasopy Ananan'ambo sy legumes miaro vomanga 3- Ohatrinona 4- Fiainam-baovao 5- Ny Filazantsara momba ny hazofijaliana
Sabotsy 04/07/2026
1 - Mamela ny helontsika rehetra Andriamanitra 2 - Mpitoriteny toko fahavalo 3 - tsy miova Jehovah 4 - Drafi- panavotana 5 - Ny teny ny amin`ny hazo fijaliana
Zoma 03/07/2026
1 - Mangataha ,mitadiava 2 - Ny fifandraisan'ny fivavahana Kristiana sy Silamo, fizarana faharoa 3 - Sangan'asan`Andriamanitra 4 - Aiza ny ondry tsara tarehy, fizarana faharoa 5 - Ny asa fanompoan`i paoly tao Korinto, fianarana fanampiny
Alakamisy 02/07/2026
1 - Fa aoka ho mpankatoa ny teny ianareo 2 - Ramerina ( Pilo-Taretra ) Tech Fanjanirina 3 - Matahora an'Andriamanitra fizarana voalohany 4 - ZYXWAB - Ny fihomehezana sy ny fifaliana amin'ny fiainana 5 - Ny Epistilin'i Paoly ho an'ny Korintianina.
Alarobia 01/07/2026
1 - Aza menatra ny maha kristiana anao 2 - Ny atao hoe fahazarana tsara sy ratsy 3 - Iza Jesosy fizarana voalohany 4 - Fifandraisan'ny tanora sy ny Ray aman-dReny 5 - Olona maro amin'ity tanana ity