Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana
  2. Archive mensuelle

May 2026

Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Ireo tafiodrivotry ny fiainana.

Na dany ny tontolo andro tamin'ny firesahana tamin'ny vahoaka marobe teo -dranomasin'i Galilia i Jesôsy .

Nony tonga ny hariva, dia niteny tamin'ny mpianany Izy: "Andeha isika hita ho eny am-pita." - Mar. 4:35. Fantatr'i Jesôsy tamin'izay fa hisy tafio-drivotra hitsoka, nefa nanolo-kevitra ny handehanan'izy ireo ihany Izy. Nanana lesona manan-danja momba ny fiainana, tiany hampianarina ireto mpanara-dia Azy akaiky indrindra ireto Izy.

Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Mahita an’i Jesôsy.

Efa nisy fotoana ve  nanirianao hahita an'i Jesosy tamin'ny fotoana nahakivy anao? A1ao sary an-tsaina hoe ao anatin izao nofy izao ianao. "Toy ny tao anatin'ny fahakiviana lalina aho, nanakona ny tavako tamin'ny tanako, ary izao no tao an-tsaiko: Raha teto an-tany i Jesosy dia ho nanatona Azy aho, hiantoraka eo an-tongony ary hitantara Aminy ny fahoriako rehetra. Tsy hanosi-bohon-tanana ahy Izy fa hiantra ahy, dia ho tia sy hanompo Azy mandrakizay aho. Tamin'izay indrindra no nivoha ny varavarana, ary nisy olona tsara tarehy sy bikana niditra.

Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fampidirana.

Hodinihina mandritra ny herinandro: Mar. 4:35-41; Mar. 5:21-34; Rôm. 5:3-5; Jôba 19:23-27; Joba 23:8-12; Lio. 24:13-27; Rôm. 8:18,28. 

Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fianarana fanampiny.

Matetika ny Baiboly no mampiasa fanoharana momba ny fambolena hanoritsoritana ny toetrantsika ara-panahy. Ohatra iray mahazava tsara nodinihintsika tamin'ity herinandro ity ny voalaza ao amin'ny Hôs. 10:12:

"Mamafaza ho anareo araka ny fahamarinana, mijinja araka ny fitiavana, hevoy ny tombam-borakareo; fa izao no andro hitadiavana an’ i Jehôvah ambara-pihaviny sy handatsahany fahamarinana aminareo."

Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Akanjo lafo vidy indrindra.

Ny fanasana akanjo tsara tarehy matetika no amaritan'izao tontolo izao ny atao hoe mpanankarena. Misy oIona milaza hoe: "Miakanjo toy izao aho mba hanehoako ny maha izaho ahy." Tsy misy zava-maharitra ankoatra ny fifandraisantsika anefa any an-danitra, fa ny zavatra hafa rehetra ho levona avokoa (Mat. 6:19-21). Tokony ho voasarona ao Jesosy sy ny akanjom-pahamarinany tonga lafatra ny rnaha isika antsika.

Vakio ilay fanoharana nanazavan'i Jesôsy izany ao amin'ny Mat. 22:1-14. Inona avy ireo hafatra hitanao ao anatin'io fanoharana io?

Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fahasoavana ampy.

Rehefa tsapantsika ny vesatry ny otantsika ka avelantsika ny Fanahy Masina hitondra antsika eo an-tongotry ny hazo fijaliana, dia tokony hangataka ny famelan-kelok'Andriamanitra isika, noho ny fahafantarana fa "Mamindra fo sy miantra Jehôvah, mahari-po sady be famindrampo" - Sal. 103:8. Andriamanitra mihitsy no nilaza izany (Eks. 34:6) taorian'ny nanotan'ilay firenena nofidiny, izay nampalahelo Azy.

Vakio ny Eks. 34:1-10. Inona ny fahamarinan-dehibe hita eto?

Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Ny fibebahana marina.

Mivoy fatratra ny fahaleovantena, ny fanaranam-po, ary ny fampivoarana ny tena manokana izao tontolo izao izay mifanohitra tanteraka amin'ny foto-kevitry ny fanjakan'Andriamanitra. Mahaliana fa mitovy ny teny voalohany nolazain'i Jaona Mpanao Batisa sy i Jesosy, voarakitra ao amin'ny Baiboly. Hoy i Jaona: "Mibebaha hianareo; fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra" - Mat. 3:1,2. Hoy kosa i Jesôsy: "Efa tonga ny fotoana ka efa akaiky ny fanjakan'Andriamanitra; mibebaha hianareo ka minoa ny filazantsara." - Mar. 1:14,15; (jereo koa ny Lao. 24:46,47).

Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Ny asan’ny Fanahy Masina.

Teo am-pisaintsainan'ny lehilahy iray ny elanelana nisy teo aminy sy ny vadiny, dia fantany fa diso izy. Tsy naneho hatsaram-panahy izy, nasiaka, ary nahateny zavatra izay nanenenany. Kanefa ny eritreriny manaraka dia ity: aTsy mendrika azy ihany ve izany, na dia kely fotsiny aza?»

Lesona 10 : FIBEBAHANA SY FAMELAN-KELOKA - Ny rotoroton’ny fiainana.

Be asa tokoa izy ny herinandro iny. Na fantany aza fa maro ny tokony hovitaina alohan'ny Sabata, dia toa lany namitana izay zavatra maika ny fotoana tokony ho an'ny zava-manan-danja, ary vetivety tsy nampoiziny dia nilentika ny masoandro. Niara-nisakafo sy nanao fanompoam-pivavahana manokana izy sy ny ankohonany ny Zoma hariva.

Lesona 9: NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALÀNA - Fianarana fanampiny.

Tsy tokony ho gaga isika raha toa saro-takarina sy mahadiso hevitra ny olona ny lohahevitra mikasika ny lalana satria izany no antony lehibe indrindra nahatonga an'i Satana niady tamin'Andriamanitra. 

Pagination

  • Previous page
  • 3
  • Next page

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 12 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fampidirana.
Sun 13 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Ady ara-panahy.
Mon 14 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Mirehareha ny amin’i Jehôvah.
Tue 15 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fantatra ireo mpampianatra sandoka.
Wed 16 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Miaripahoriana noho ny filazantsara.
Thu 17 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Antso ho an’ireo tsy mbola nibebaka.
Fri 18 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fianarana fanampiny.
Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 05 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Fampidirana.
Sun 06 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Ny ohapiainan’i Jesôsy.
Mon 07 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Ny antony manesika.
Tue 08 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Manao drafitra.
Wed 09 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Toetsaina.
Thu 10 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Firaisana.
Fri 11 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Fianarana fanampiny.
Sat 12 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.
Sun 20 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITATIAVANA ARY FIRAISANA - Ny fahasoavan’i Jesôsy.

Archive mensuelle

  • August 2025 (67)
  • September 2025 (58)
  • October 2025 (62)
  • November 2025 (67)
  • December 2025 (59)
  • January 2026 (85)
  • February 2026 (35)
  • March 2026 (55)
  • April 2026 (69)
  • May 2026 (73)

Pagination

  • Previous page
  • 3
  • Next page
Powered by Drupal