Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Fianarana fanampiny

Daty
Zoma 15 March 2024

Diniho ny hafatra ao amin'ny Isa. 40 sy ny Isa. 51:1-16.

Ny fihiran’i Ziona dia fanoloran-tena ho amin’ny fisaintsainana mandrakariva mombaan'iZionasyny fanantenana velonany amin ny fiandrianan’Andriamanitra izay asehony. Fanandraman’ny fitahiana marobe avy amin’ny fitoerana masin’Andriamanitra no iainana amin'izao fiainana izao; mbola amin’ny hoavy kosa ny fanantenana ny amin'ny fahatanterahan’ny flainana sy ny fifaliana any Ziona. Maro aminireo zanak’Andriamanitra no ‘mabatsiaro amin-dranomaso ilay Ziona any an-danitra (Sal. 137:1). Ny fahatsiarovana an‘i Ziona dia tsy eritreritra mandalo fotsiny ihany fa fisaintsainana sy fanapahan-kevitra ny hiaina mifanaraka aminizany fahatsiarovana izany (Eks. 13:3; Eks. 20°8).

“Araka izany, ny fanaovana ny hiran’i Ziona dia maneho fanapahan-kevitra mivaivay ny ‘hamelona ao am-po ny fanantenana ny amin'ny hamerenana amin'ny laoniny ny fanjakan’ ‘Andriamanitra ao amin’ny tany vaovao (ApOk. 21:1-5). Any amin'ny tany vaovao, dia hibanjina ‘ny hery mahagaga nahariana izao rehetra izao sy ny zava-miafin'lay fitiavana manavotra ny voavoniy. Any tsy hisy fahavalo masiaka, mamitaka haka fanahy antsika hanadino an‘Andriamanitra. Hivelatra ny fehaizana rehetra ary hitombo ny talenta rehetra. Tsy hhanasatra ny saina na handany hery ny fitadiavam-pahalalana. Ho tanteraka any ny fitasana ‘miezinezina indrindra, ho tratra ny zava-kendrena ambony indrindra, ho tanteraka ny faniriana ambony indrindra; ankoatra izany anefa dia mbola hisy ihany tendro vaovao hotratrarina; zava-mahagaga vaovao hahaliana, anton-javatra vaovao hampiasana ny herin’ny saina sy ny fanahy ary ny tena."- HM, t. 704.

Ny fanoloran-tena hahatsiaro an'i Ziona dia fangatahana atao amin‘eo mpivahinin'ny Tompo, mba tsy hanao ny tany ho tanindrazany fa hiandry ilay lanitra sy tany vaovao.

Araka izany, azoniny mpino manerana ny tantara hiraina ny Salamon'i Ziona, dia ireo izay maniry fatratra ny honina any Jerosalema Vaovao (Apok. 3:12). Mandrisika antsika hisaintsaina ny aminilay tontolo ho avy amin’ny fanantenana ny hiran' Ziona, nefa manery antsika koa haneho ny fahasoavan’Andriamanitra eto aminizao tontolo ankehitriny izao.

FANONTANIANA hifanankalozan-kevitra

  1. Ahoana no handraisana ireo fitsipika ara-panahy sy ara-teéldjia mitantoka amin'ny vahoakan’Andriamanitra ao Ziona (toerana iray any Jerosalema) sy hampiharana izany amin'ny flangonana sy ny asa nanirahana azy ho any ‘amin'izao tontolo izao?
  2. Ahoana no itoeran'ny mpino ao amin'ny tabernakelin'l Jehévah amin'izao andro izao? (Jao. 1:14-18; Heb. 12:22-24).
  3. Ahoana no hahatonga an'i Ziona ho tanénan’ny firenena rehetra araka izay anehoan'ny Sal. 87 Izany an-tsary? (Rém. 5:10; Efes. 2:11-16; K6l. 1:19-23).
  4. Ahoana no avalinao ny olona miresaka momba ny fahomblazan'ny ratsy fanahy eto amin’ity tontolo ity kanefa marobe ny olona “tsara” mijaly? Inona no ambaranao? Nahoana no zava-dehibe ny manaiky fa tsy manana ny valinteny feno eo anatrehan'ny toe-javatra rehetra miseho ety isika?

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 14 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Fampidirana
Sun 15 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Endrik’ilay Andriamanitra tsy hita.
Mon 16 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Lahimatoa talohan’izao zavatra ary rehetra izao.
Tue 17 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Lohan’ny fiangonana.
Wed 18 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Ilay "Voalohany"(no sady Loha).
Thu 19 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Mampihavana ny rehetra aminy.
Fri 20 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Fianarana fanampiny.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 07 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Fampidirana
Sun 08 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Faka-tahaka.
Mon 09 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - "Tomoera tsara ao amin’ny Tompo"
Tue 10 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Mifalia mandrakariva amin’i Tompo.
Wed 11 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Hevero izany.
Thu 12 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Ny tsiambaratelon’ny fifaliana.
Fri 13 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Fianarana fanampiny.
Sat 14 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Fampidirana

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • August 2025 (67)
  • September 2025 (58)
  • October 2025 (62)
  • November 2025 (67)
  • December 2025 (59)
  • January 2026 (85)
  • February 2026 (14)

Pagination

  • Previous page
  • 3
Powered by Drupal