Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Ny fitiavana dia fanasitranana

Daty
Alarobia 14 February 2024

"Ry malala, aoka hifankatla isika; fa a nin'Andriamanitra ny fitiavana, ary izay rehes tia no naterak Andriamanitra sady mahale an 'Andriamanitra."- 1 Jao. 4:7.

Araka ny fomba fijery kristianina dia hery ny fitiavana. Tafiditra ao anatin'izany foto-kevitra izany ny hery ara-tsaina sy ny hery ara-panahy.

Miavaka amin'ny fahombiazany manao ny tsara ny fitiavana madio, ary tsy mahay manao afa-tsy ny tsara izy. Misoroka ny fifandirana sy ny fahantrana izany ary mitondra fahasambarana marina. Matetika ny harena no mandrisika ho amin'ny kolikoly sy ny fanimbana; ary ny tanjaka manosika ho amin'ny herisetra; fa ny fitiavana madio kosa no tompon'ny fahamarinana sy ny fahatsarana.

Tsy azo ampahantraina izay olona mihavana tsara amin'Andriamanitra sy ny mpiara-belona aminy. Tsy hisy fialonana ao am-pony, tsy hanan-toerana ao ny hevi-dratsy, tsy mety hisy ao ny fankahalana. Misandratra ambonin'ny fahasorenana sy ny zava-manahirana eto amin'izao fiainana izao ny fo mifandrindra amin' Andriamanitra.

Tsy maintsy hongotana hatramin'ny fakany izay rehetra nambolen'i Satana ao am-po- ny fitsiriritana, ny fialonana, ny fisainan-dratsy, ny fitenenan-dratsy, ny tsy faharetana, ny fitsaratsaranaivelany, ny fitiavan-tena, ny fieremana ary ny avonavona. Raha avela hitoetra ao amin'ny fanahy ireny zava-dratsy ireny dia hitondra voa izay handoto olona maro. O, firifiry moa ireo mikolokolo zava-maniry misy poizina ka mamono ny voa sarobidin'ny fitiavana ary koa mandoto ny fanahy!

Ilay fitiavana mikoriana avy ao am- pon'i Kristy irery ihany no manasitrana. Ilay Tokana ikorianan'izany fitiavana izany ihany, tahaka ny ranon-kazo ao anatin'ny hazo, sy ny ra ao anatin'ny vatana, no mahay manasitrana ny ratram-panahy.

Manana hery mahagaga ny fiasan'ny fitiavana, satriaavyamin' Andriamanitra izany. Ny valinteny mora izay "mampianina ny fahatezerana mafy", ny fitiavana izay "mahari-po sady mora fanahy" ary "manarona fahotana maro"- Ohab. 15:1; 1 Kor. 13:4; 1 Pet. 4:8 raha hianarantsika ireo lesona ireo, dia ho lehibe manao ahoana re ny hery manasitrana hananantsika e! Ho hafa tokoa ny fiainana ka hanjary fanandramana ny lanitra sahady ny tany!-MLT, t. 179.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 28 Feb 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Fampidirana.
Sun 01 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Ny fahendren’Andriamanitra sy ny fahalalany.
Mon 02 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Mamaka sy mitombo ao amin’i Kristy.
Tue 03 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Nofantsihana teo Amin’ny hazo fijaliana.
Wed 04 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Tandindona sa tena izy?
Thu 05 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Didin’olombelona.
Fri 06 Mar 2026
Lesona 10: TANTERAKA AO AMIN’I KRISTY - Fianarana fanampiny

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 21 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Fampidirana.
Sun 22 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Fahiny (…) tamin’ny fanaovan-dratsy, (…) no efa nampihavaniny ankehitriny.
Mon 23 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Raha maharitra amin’ny finoana hianareo.
Tue 24 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Drafitra mandrakizain’Andriamanitra.
Wed 25 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Zava-miafin’Andriamanitra nampahafantarina.
Thu 26 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ -
Thu 26 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Ny herin’ny Filazantsara.
Fri 27 Feb 2026
Lesona 9: FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ - Fianarana fanampiny.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • August 2025 (67)
  • September 2025 (58)
  • October 2025 (62)
  • November 2025 (67)
  • December 2025 (59)
  • January 2026 (85)
  • February 2026 (35)
  • March 2026 (20)

Pagination

  • Previous page
  • 3
Powered by Drupal