Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana
  2. Archive mensuelle

February 2025

Mankatò amin'ny saina

 "Ary amin'izany dia mazotoa kokoa, ry rahalahy, hampitoetra ny fiantsoana sy ny fifidianana anareo; fa raha manao izany zavatra izany hianareo, dia tsy ho tafintohina akory mandrakizay." - 2 Pet. 1:10.

Azo atao tsara ny mankatò

"Ary izay mitandrina ny didiny no mitoetra ao aminy, ary Izy kosa ao aminy. Ary izao no ahafantarantsika fa mitoetra ao amintsika Izy, dia ny Fanahy Izay nomeny antsika." 1 Jao. 3:24.

Mofon’aina:
Izay manana ny didiko ka mitandrina izany, dia izy no tia Ahy; ary izay tia Ahy no ho tian'ny Raiko, ary Izaho ho tia azy ka hiseho aminy." — Jao. 14:21. (...)

Ny Tenin'Andriamanitra, fahefana faratampony

"Fa hoy Samoela: Sitrak'i Jehôvah moa ny fanatitra odorana sy ny fanatitra hafa alatsa-drà mihoatra noho ny mihaino ny feon'i Jehôvah ? He! ny manaraka no tsara noho ny fanatitra, ary ny mihaino no tsara noho ny saboran'ondrilahy. " - 1 Sam. 15:22.

Tokim-panavotana

"Dia hampifandrafesiko hianao sy ny vehivavy ary ny taranakao sy ny taranany: izy hanorotoro ny lohanao, ary hianao kosa hanorotoro ny ombelahin-tongony." — Gen. 3:15. 

Mofon’aina:
Tamin'ny fotoana nihintsanan'ny ravin-kazo sy ny felamboninkazo   no nahitan'i Adama sy ilay mpanampy sahaza azy ny famantarana voalohan'ny fahalovana. Nazava sy velona tao an-tsainy ny zava-misy marina fa ny zava-manana aina rehetra dia tsy maintsy ho faty. Eny fa na ny rivotra izay niankinan'ny fiainany aza dia nitondra ny voan'ny fahafatesana. (…)

Lesona 7: NY OLAN’NY FAHARATSIANA - Fianarana fanampiny.

Vakio ny PM, toko 1: "Ny niavian'ny ratsy".

Lesona 7: NY OLAN’NY FAHARATSIANA - Ny fitiavana sy ny faharatsiana.

Nomen'Andriamanitra fahafaha-misafidy ny zavaboary satria ilaina amin'ny fitiavana izany; ny tsy fampiasana araka ny tokony ho izy io safidy malalaka io no mahatonga ny faharatsiana. Mbola maro anefa ny fanontaniana mipetraka. Navelan’Andriamanitra hisy ny ratsy (mandritra ny fotoana voafaritra), na dia halany aza; raha tsy izany mantsy dia ho voahaisotra ny fitiavana, ary raha fongorana aloha loatra ny ratsy dia hanimba ilay fitokiana izay ilain'ny fitiavana izany.

Lesona 7: NY OLAN’NY FAHARATSIANA - Ny safidy malalaka.

Na dia tsy takatsika aza ny fomba sy ny fisainan'Andriamanitra, ny Soratra Masina dia manambara hevitra sasantsasany izay manampy amin'ny famahana ny olan'ny faharatsiana. Fomba iray azo anazavana izany olana izany ilay antsoina hoe safidy malalaka.

Lesona 7: NY OLAN’NY FAHARATSIANA - Mananany antony izay tsy fantatsika Andriamanitra.

Hoy Andriamanitra ao amin'ny Isa. 55:8,9: "Fa ny fihevitro tsy fihevitrareo, ary ny làlanareo kosa tsy mba lalako, hoy Jehôvah , Fa tahaka ny hahavon'ny lanitra noho ny tany no hahavon'ny làlako noho ny làlanareo sy ny fihevitro noho ny fihevitrareo."

Ambony lavitra noho ny antsika ny fisainan'Andriamanitra. Tsy takatry ny saintsika ny hasarotry ny drafitr’Andriamanitra ho an'ny tantara. Eo anatrehan'izany, nahoana moa isika no tokony hanantena fa afaka hahafantatra marina ny anton'ny zavatra ataon'Andriamanitra na tsy ataony amin'ny toe-javatra samihafa?

Lesona 7: NY OLAN’NY FAHARATSIANA - Maro no tsy mbola fantatsika.

Ho resin'ny fitiavana ny faharatsiana amin'ny faran'ny tantara. Mbola misy fanontaniana manahiran-tsaina maro mipetraka anefa izao. Ahoana no ahafahantsika misaina sy miresaka mikasika ny olan'ny faharatsiana amin'ny fomba izay mety hanampy antsika?

Vakio ny Jôba 38:1-12. Ahoana no anazavan'ny teny navalin'Andriamanitra an'i Jôba ny olan'ny faharatsiana? Manao ahoana ny fahalalantsika izay zavatra mety miseho ao ambadiky ny toe-java-misy?

Lesona 7: NY OLAN’NY FAHARATSIANA - " Tompo Masina sy Marina ô, mandrapahoviana (…) ? "

Tsy ankehitriny ihany no iresahana momba ny olan'ny faharatsiana fa voaresaka ao amin'ny Soratra Masina koa izany.

Vakio ny Joba 30:26, Jer. 12:1, Jer. 13:22, Mal. 2:17, sy ny Sal. 10:1. Ahoana no anehoan ‘ireo andininy ireo fa mibahana eo amin'ny fanandraman'ny olombelona ny faharatsiana?

Pagination

  • Previous page
  • 9
  • Next page

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 22 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Fampidirana.
Sun 23 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Fisaorana.
Mon 24 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Fahanasinana sy fahadiovam-po.
Tue 25 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Manova drafitra noho ny fitiavana.
Wed 26 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Famelan-keloka sy fanamafisana ny fitiavana.
Thu 27 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Fandresena ao amin’i Kristy.
Fri 28 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Fianarana fanampiny.
Sat 29 Aug 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 15 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Fampidirana
Sun 16 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Mitory ny fisanganan’i Kristy tamin’ny maty.
Mon 17 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - I Kristy nitsangana tamin’ny maty, Ilay hany fanantenantsika .
Tue 18 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Kristy no santatra.
Wed 19 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Ny vatana hatsangana amin’i maty.
Thu 20 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Horesena ny fahafatesana.
Fri 21 Aug 2026
Lesona 8 : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Fianarana fanampiny.
Sat 22 Aug 2026
Lesona 9 : FANOMPOANA ASESIKY NY FITIAVANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 29 Aug 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA - Fampidirana.
Sun 30 Aug 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA -
Mon 31 Aug 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA -
Tue 01 Sep 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA -
Wed 02 Sep 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA -
Thu 03 Sep 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA -
Fri 04 Sep 2026
Lesona 10 : NY TENA FANOMPOANA KRISTIANINA -
Sat 05 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA -

Archive mensuelle

Pagination

  • Previous page
  • 8
Powered by Drupal