"Ny fitiavana no fototry ny toe-panahy araka an'Andriamanitra. Na inona na inona fanekem-pinoana, tsy misy olona manana fitiavana madio anAndriamanitra raha tsy manam-pitiavana tsy ombam-pitiavan-tena ny rahalahiny izy. Nefa tsy ho azontsika na oviana na oviana io toe-tsaina io amin'ny fiezahantsika ho tia ny hafa. Ny ilaina dia ny fitiavan7 Kristy ao am-po. Rehefa levona ao aminy Kristy ny 'izaho', dia miposaka ho azy ny fitiavana." – HF, t. 400, ed. 2004.