Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana
  2. Archive mensuelle

July 2026

Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fampidirana.

Hodinihina mandritra ny herinandro: 1 Kor. 13; Mat. 24:12; Gal. 5:22,23; 1 Tim. 1:14; 1 Jao. 4:8.

Tsianjery

"Ary ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra: ny finoana, ny fanantenana, ny fitiavana; fa ny fitiavana no lehibe amin'ireo."-1 Kor. 13:13.

Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fianarana fanampiny.

Roswell F. Cottrell, "Spiritual Gifts," tt. 5-16, ao amin'ny Spiritual Gifts, b. 1 nosoratan'i Ellen G. White.

Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Ny fanomezampahasoavan’ny faminaniana.

NY FANOMEZAM-PAHASOAVAN'NY FAMINANIANA

Lohahevitra resahin'i Paoly mikasika ny fanomezam-pahasoavana. Mahaliana fa Ny fanomezam-pahasoavan'ny faminaniana dia manana toerana lehibe ao amin'ny tononina matetika eo alohan'ny fanomezam-pahasoavan'ny fitenenana amin'ny fiteny samihafa ny fanomezam-pahasoavan'ny faminaniana (1 Kor. 12:10, 28; 1 Kor. 13:8).

Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Ny fanomezampahasoavan’ny fitenenana amin’ny fiteny samihafa.

Ny fanomezampahasoavan’ny fitenenana amin’ny fiteny samihafa.

Ahoana kosa ny amin'ny fanomezam-pahasoavan'ny fitenena amin'ny fiteny samihafa? Araka ny fanehoana io fanomezam-pahasoavana io any amin'ny toeran-kafa ao amin'ny Baiboly (Mar. 16:17; Asa. 2:1-13; Asa. 10:44-48; Asa. 19:6), ny fanomezam-pahasoavan'ny fitenenana amin'ny fiteny samihafa ao amin'ny 1 Kor. dia azo heverina fa fahaiza-manao omen'ny Fanahy Masina ahafahana miteny vahiny.

Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Làlana tsara indrindra.

"Tsy anankiray amin'ireo fanomezam-pahasoavana marobe ny fitiavana fa fitaovana hahafahan'ireo fanomezam-pahasoavana rehetra manatratra ny tanjony fara tampony.". Carl P. Cosaert, "1 Corinthians," Andrews Bible Commentary: New Testament (Berrien Springs, MI: Andrews University Press, 2022), t. 1643.

Vakio ny 1 Kor. 13:1-7 sy ny 1 Pet. 4:8-11. Inona ny anjara asan'ny fitiavana raha toa ka fanomezam-pahasoavana no resahina?

Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Firaisana ao anatin’ny fahasamihafana.

Ny fiteny momba ny firaisana izay ampidirina ao amin'ny 1 Kor. 12:4-6 ("ny Fanahy dia iray ihany," "ny Tompo dia iray ihany, ihany," ary "Andriamanitra dia iray ihany") dia velabelarina ao amin'ireo andininy manaraka ao amin'ny 1 Kor. 12. Manaporofo izany ny fampiasan'i Paoly ny andian-teny toy ny hoe: "Fanahy iray ihany"- 1 Kor. 12:11; "ny tena iray ihany - 1 Kor . 12:12, 13, 20); "Fanahy iray ihany"-1 Kor. 12:13 (naveriny fanindroany); "mba hifampiahy ny momba ny tena rehetra."- 1 Kor. 12:25.

Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fanomezampahasoavana samy hafa.

1 Mampiditra lohahevitra vaovao i Paoly ao amin'ny 1 Kor. 12:1, amin'ny alalan'ny teny hoe: "Ary ny amin'ny...". Miady hevitra ireo manam-pahaizana momba ny Bai-boly mba hahalalana raha toa izy miresaka momba ny "fanomezam-pahasoavana" na ny "olona ara-panahy", satria ny teny grika tön pneumatikōn dia azo adika araka ireo hevitra roa ireo. Na izany aza, ny hoe "fanomezam-pahasoavana" no heverina fa mety kokoa, satria ao amin'ny 1 Kor. 12:4 dia miresaka mazava momba ireo fa-nomezam-pahasoavana i Paoly. Marihiny ao amin'ny 1 Kor.

Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fampidirana.

Hodinihina mandritra ny herinandro:

1 Kor. 12; Efes. 4:11-13; 1 Kor. 13; 1 Pet. 4:8-11; 1 Kor. 14:27; Amo. 3:7.

Tsianjery

"Miezaha mitady ny fitiavana, nefa maniria fatratra ny zava-panahy koa, indrindra fa ny haminany."- 1 Kor. 14:1

Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fianarana fanampiny.

PM, toko 28, "Ny fanompoan-tsampy tao Sinay".

"Akory ny habetsaky ny soa azontsika atao raha mifandray tsara araka ny tokony ho izy isika! Na iza na iza nandray fitahiana avy any an-danitra dia manana adidy hitondra fanazavana eo amin'ny lalan'ny hafa. (...) Koa izay rehetra tia an'Andriamanitra marina dia hitsahatra tsy hanao ny "izaho" ho sampiny intsony." - RH, 18 Nôvambra 1884, t. 730.

Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Afaka amin’ny fanompoan-tsampy.

Ambaran'i Paoly ao amin'ny 1 Kor. 8:1-3 fa miaro ny olona amin'ny fanompoan-tsampy ny fitiavana. Averina resahina sy hazavaina kokoa izany hevitra izany ao amin'ny 1 Kor. 10:23-11:1. Ny momba ny fitiavantsika an'Andriamanitra no resahiny ao amin'ny 1 Kor. 8:3. Ary miteny koa izy hoe: «Aoka tsy hisy olona hitady ny hahasoa ny tenany, fa ny hahasoa ny namany» - 1 Kor. 10:24. Izany no atao hoe fitiava-namana.

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 26 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fampidirana.
Sun 27 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Ny fifandrraisana tany Edena.
Mon 28 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Niery an’Andriamanitra.
Tue 29 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Mitady ny olombelona Andriamanitra.
Wed 30 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Voaroaka tao amin’ny saha.
Thu 01 Oct 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Mpitondra tenin’Andriamanittra.
Fri 02 Oct 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fianarana fanampiny.
Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY -

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.
Sun 20 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny fahasoavan’i Jesôsy.
Mon 21 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny fitiavan’Andriamanitra.
Tue 22 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ilay Andriamanitra fitiavana.
Wed 23 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny firaisana amin’ny Fanahy Masina.
Thu 24 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny Andriamanitsika telo ilay.
Fri 25 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - FIanarana fanampiny.
Sat 26 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY -

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal