Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Fampidirana

Daty
Sabotsy 13 January 2024

Ny Salamo dia manohana amin'ny fomba tsy azo hozongozonina ny foto- pinoana momba ny maha-Mpanjaka an'Andriamanitra. Andriamanitra no namorona sy mihazona ny zavatra rehetra izay noforoniny. Izy no Mpanjakan'izao tontolo rehetra izao, ary manapaka ny tany amin'ny fahamarinana sy ny rariny Izy. Tsara ny lalàny sy ny fitsipiny ary mitondra fiainana ho an'izay mitandrina azy. Mpitsara marina ny Tompo; ataony izay hitoeran'izao tontolo izao anatin'ny filaminana ary manao izany Izy amin'ny famalian-tsoa ny marina sy ny famaizana ny ratsy fanahy; amin'ny fotoany anefa fa tsy amin'izay fotoana mety amintsika.

Mitana anjara toerana manokana eo amin'ny fiarovana an'izao tontolo izao ny fanekena nataon'Andriamanitra tamin'ny Isiraely satria mitory ny famonjen'i Jehovah izany. Noraisin'Andriamanitra ho fananany sarobidy indrindra ny Isiraely ka nataony ho vahoakany ambonin'ny firenena rehetra. Mahatoky amin'ny fanekeny ny Tompo ary mitohy ny fiahiany ny andian'ondriny na dia eo aza ny tsy fahatokian'izy ireo sy ny fikomiany miharihary indraindray.

Araka izany, ny fanapahana sy ny fanjakan'Andriamanitra no mampitoetra an'izao tontolo izao sy maha-mafy orina azy. Tian'ireo mpanao Salamo ho takatry ny mpamaky izany fahamarinana fototra izany. Izany fomba fijery izany no ataon'ireo mpanao Salamo fanilo raha eo am-pikatsahana ny hitombo sy hanompo an'Andriamanitra amin'ny fanoloran-tena tanteraka izy ireo.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 14 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Fampidirana
Sun 15 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Endrik’ilay Andriamanitra tsy hita.
Mon 16 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Lahimatoa talohan’izao zavatra ary rehetra izao.
Tue 17 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Lohan’ny fiangonana.
Wed 18 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Ilay "Voalohany"(no sady Loha).
Thu 19 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Mampihavana ny rehetra aminy.
Fri 20 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Fianarana fanampiny.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 07 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Fampidirana
Sun 08 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Faka-tahaka.
Mon 09 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - "Tomoera tsara ao amin’ny Tompo"
Tue 10 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Mifalia mandrakariva amin’i Tompo.
Wed 11 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Hevero izany.
Thu 12 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Ny tsiambaratelon’ny fifaliana.
Fri 13 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Fianarana fanampiny.
Sat 14 Feb 2026
Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Fampidirana

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal