Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Fianarana fanampiny

Daty
Zoma 22 March 2024

Vakio “How to Pray,” tt. 39-42, ao amin'ny boky “A Call to Stand Apart’ soratan’i Ellen G. White

Zava-dehibe ao anatin'ny fiankohofana ny fibebahana, dia ny fibebahana marina: “Ny fibebahena dia tsy maintsy misy fahatsiarovana manginfry noho ny fahotana sy fahafoizana izany. Tay afaka hiala amin'ny fahotana isika, raha tsy mahita ny tena maha-fahotana azy, ary raha tsy efa ‘miala tanteraka tsara amin izany ao am-pontsika isika dia tsy hisy fiovana tanteraka tsara amin‘ny fiainantsika.”

“Maro ny olona no tsy mahalela akory izay atao hoe fibebahana marina. Betsaka no mahalala fa nanota, ka miova amin'ny ivelany fotsiny, satria matahotra izy, ‘ndrao hahatonga fjaiana ‘amin'ny tenany ny ratsy nataony. Tsy izany anefa no tena fibebahana ambaran‘ny Baiboly. Misento rnoho ny fahoriana izany, fa tsy noho ny fahotana. Toy izany ny fahorian’ Esao, rehefa hitany fa very mandrakizay ny fizokiany. | Baléma, nihorohoro noho ilay anjely nisakan-dalana azy, sady nitana sabatra voatsoaka; koa dia niaiky ny fahadisoany izy, satria natahotra, fandrao maty, fa tsy nisy fibebahana marina akory tamin‘izany; tsy nisy flovana tamin‘izay nokasainy hatao; tsy nisy fankahalana ny ratsy akory. | Jodasy Iskariota koa, rehefa namadika ny Tompony dia nikaikaika hhoe: ‘Nanota aho, satria namadika ra marina’ ~ Mat. 27:4". -DHK, tt. 24,25,

“Fa na dia tsy monina ao amin'ny tempoly nataon-tananolona aza Andriamanitra, dia manome voninahitra ny flangonan’ny vahoakany amin'‘ny alalan’ny fanatrehany lzy. Nampanantena Izy fa raha tonga izy rehetra hitady Azy, ka hiaiky ny fahotany sy hifampivavaka, dia ho eo aminy Izy amin'ny alalan’ny Fanahiny. Na izany aza dia tokony hahafoy ny sain-dratsiny rehetra ireo izay mivory hivavaka Aminy. Tsy hisy vidiny ny fvoriany raha tahiny tsy mivavaka Aminy amin'ny fanahy sy ny fahamarinana ary ny hatsaran-tarehin'ny fahamasinana izy ireo. [za0 no nambaran’Andriamanitra ‘ny aminizany: ‘ty frenena ity manaja Ahy amin‘ny molony fa ny fony kosa lavitra Ahy. Koa foana ny ivavahan‘reo Amiko.’~ Mat. 15:8,9. ‘Ny tena mpivavaka hivavaka amin’ny Ray amin'ny fanahy ‘sy ny fahamarinana, fa ny Ray koa mitady ny mpivavaka Aminy ho tahaka izany.'— Jao. 4:23."—

FANONTANIANA hifanankalozan-kevitra

  1. Inona ny fanatitra lehibe indrindra azon’ny mpivavaka atolotra ho an’Andriamanitra (Sal. 40:6-10; Rm. 12:1.2)?
  2. Ahoana no mampifandray ny fivavahan'ny isam-batan’olona amin'ny fivavahana. miaraka amin'ny fiangonana? Nahoana no samy tena ilaintsika ireo roa ireo? Manatsara ny voalohany ny faharoa, ary ny faharoa manatsara ny voalohany, ‘amin'ny fomba ahoana?
  3. Araka ny fahalakaran'ny moro azy dia vavaka sy hira ory fandinihana Baiboly sy boky masina hafa no atao hoe fiankohofana, Na dia manan-danja tokoa ao anatin’ny fiankohofana aza ireo voatanisa ireo, voatetra amin'izany ihany ve ny fiankohofana? ‘Manomeza ohatra hafa momba ny endrika fiankohofana.
  4. Nanoratra toy izao | Ellen G. White ao amin'ny DHK, t. 119: “Tsy fokony hoheverina na oviana na oviana ho zavatra mampahory na mampalahelo ny fanompoana Azy. Tokony ho fifaliana ny mivavaka amin'ny Tompo sy ny mango ny asany.” Ahoana no ‘mely hahatonga ny fiankohofana amin’Andriamanitra ho fifaliana?

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 25 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampidirana.
Sun 26 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Ny fahalalana sy ny fitiavana.
Mon 27 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Ftiavana tsy mitady ny azy.
Tue 28 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Mandray lesona avy amin’ny lasa.
Wed 29 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampitandremana momba ny fanompoantsampy.
Thu 30 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Afaka amin’ny fanompoan-tsampy.
Fri 31 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fianarana fanampiny.
Sat 01 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 18 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Fampidirana.
Sun 19 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Finoana sy fampiharana tsy mifanaraka.
Mon 20 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Miatrika ny toe-java-mamohehatra.
Tue 21 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Miaro ny maha-izy ny fiangonana.
Wed 22 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Ny fanefitry ny fijangajangana.
Thu 23 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Ny fanambadiana sy ny fijanonana ho tokan-tena.
Fri 24 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Fianarana fanampiny.
Sat 25 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 01 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fampidirana.
Sun 02 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fanomezampahasoavana samy hafa.
Mon 03 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Firaisana ao anatin’ny fahasamihafana.
Tue 04 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Làlana tsara indrindra.
Wed 05 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Ny fanomezampahasoavan’ny fitenenana amin’ny fiteny samihafa.
Thu 06 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Ny fanomezampahasoavan’ny faminaniana.
Fri 07 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fianarana fanampiny.
Sat 08 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fampidirana.

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal