Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 6: FANAMBARANA MARO HAFA MOMBA AN'I JESÔSY - Fampidirana

Daty
Sabotsy 02 November 2024

SABATA HARIVA 

Hodinihina mandritra ny herinandro: Jao. 3:25-36; Jao 1:32-36; Dan. 7:18; Jao. 6:51-71; Jao. 5:36-38; Jao. 7:37-53.

Tsianjery: "Ary Izaho, raha asandratra hiala amin'ny tany, dia hitaona ny olona rehetra hanatona Ahy."— Jao. 12:32.

Nanao fanambarana manaitra momba ny Tenany sy ny maha-lzy Azy Jesôsy, kanefa tsy izay ihany fa momba iray naniraka Azy koa, na Ize niaviany. Nasehony koa ny maha-Izy Azy tamin'ny alalan'ireo fahagagana; sy famantarana nataony. Nisy olona nanambara ampahibemaso momba an Jesôsy hoe: "Raha tonga Kristy, moa hanao famantarana maro mihoatra nohon’ny nataon'ity Lehilahy ity va Izy?" — Jao. 7:31.

Narahiny asa, izay nanamarina ny teniny, ny fanambarana nataony.

Mitohy anefa ny tantara ary mipoitra ny fisarahan-tsaina eo anivon'ny done Nanetsika ny fahatezeran'ireo mpitarika sasany ny fanasitranana ilay Iehilahy teo anilan'ny farihy Betesda. Ny adihevitra taorian'ny namahanana ireo olona tsy omby dimy arivo dia nahatonga ny vahoaka handà Azy. Niteraka finoana tao am-pon'ny sasany ny nananganana an'i Lazarosy tamin'ny maty kanefa, nampirongatra fankahalana tao amin'ny sasany kosa, izay tonga hatramin'ny fitsarana sy famonoana an'i Jesôsy.

Ho hitantsika ao amin'ny lesona mandritra ity herinandro ity ny sasany amin'ireo vavolombelona nanao fanambarana momba an'i Jesôsy. Ahitana, lafiny maneho ny maha-lzy marina an'i Jesôsy ny toe-javatra tsirairay, ary rehefa atambatra ireo dia manjary mazava kokoa ny fahitana an'i Jesôsy, Ilay Mesia.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 07 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Fampidirana
Sun 08 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Faka-tahaka.
Mon 09 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - "Tomoera tsara ao amin’ny Tompo"
Tue 10 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Mifalia mandrakariva amin’i Tompo.
Wed 11 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Hevero izany.
Thu 12 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Ny tsiambaratelon’ny fifaliana.
Fri 13 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Fianarana fanampiny.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 31 Jan 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Fampidirana.
Sun 01 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Mifaly ao amin’i Tompo.
Mon 02 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Ny fiainan’i Paoly tamin’ny lasa.
Tue 03 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -
Wed 04 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -
Thu 05 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -
Fri 06 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -
Sat 07 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Fampidirana

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal