Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona1: ENJENIHA NEFA TSY NAFOY - Fianarana fanampiny.

Daty
Zoma 02 January 2026

"Efa nifidy anao ho amin'ny famonjena Andriamanitra tamin'ny alalan'ny fanamasinan'ny Fanahy sy ny finoana ny fahamarinana. Koa miorena tsara. (...) Raha manompo an'Andriamanitra amim-pahatokiana ianao, dia ho tojo fitsaratsarana sy fanoherana; kanefa aza dia tezitra ratio ha mijalytsy ara-drariny ianao. Aza mamaly faty. Hazony tsara ny fahamendrehanao ao amin'i Jesôsy Kristy. Afantohy any an-danitra ny fijerinao. Avelao ny hafa hiteny izay tiany holazaina, sy hanao izay tiany hatao; fa ianao kosa, aoka halemy fanahy sy hanetry tena tahaka ani Kristy hatrany. Mariana tanjona mafy orina, fo madio, ka tanteraho amin'ny herinao sy ny tanjakao rehetra ny asanao, sady mamikitra amin'ny sandrin'Andriamanitra. Mety tsy ho fantatrao mihitsy ny tena fahamboniana marininy asanao. Tsy hainao refesina ny tombambidinao raha tsy amin'ny alalan'ilay aina nafoy hamonjena anao. (...) 

" Ho an'ny fanahy rehetra izay mitombo ao amin'i Kristy, dia hisy ny ady sy ny filofosana mafy; vonona hanohitra ny lalan'ny fandrosoana mantsy ny herin'ny maizina. Saingy rehefa mitodika any amin'ny hazo fijalian'i Kristy isika mba hahazo fahasoavana, dia tsy ho resy. Izao no teny fikasana nomen'ny Mpanavotra: 'Izaho tsy handao anao mihitsy na hahafoy anao akory." Indro, Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan'ny fahataperan'izao tontolo izao."' — The Youth's Instructor, 9 Novambra 1899. 

FANONTANIANA hifonakolozan-kevitra 
1. Naiditra an-tranomaizina imbetsaka i Paoly, ary tsy ara-drariny avokoa izany. Manao ahoana ny fihetsikao rehefa tsy ara-drariny ny fitondrana anao? Inona avy ireo teny fikasana ao amin'ny Baiboly azonao raisina amin'ny fotoana toy izany? 

2. Hoy i Tertullian, mpitondra fivavahana tamin'ny andro fahiny, momba ny fanenjehana ny Kristianina: "Arakaraka ny anorotoroanareo anay no hitomboaniny isanay; voa afafy ny ran'ny Kristiana." — Alexander Roberts and James Donaldson, eds., Ante-Nicene Fathers (Peabody, MA: Hendrickson Publishers, Inc., 1999), b. 3, t. 55. Kanefa koa, tany amin'ny toerana sy fotoana sasany, ny fanenjehana dia nanakantsakana tokoa ny asanlny fiangonana. lnona no azontsika atao ho fanohanana ireo izay iharan'ny fanenjehana noho ny finoany?

3. Saintsaino ny tsianjery ho an'ity herinandro ity sy ny fifandraisany amin'ny fahoriana natrehin'i Paoly. "Mifalia mandrakariva"? lnona no hevitr'izany? Amin'ny fomba ahoana no tokony hahavitantsika izany? Marary, ohatra, ny olon-tianao na maty. Na very asa ianao, na manaintaina aoka izany ny vatanao. Angamba izao no fanontaniana tsara apetraka mba hahazoana mahatakatra izany: "Mifalia mandrakariva amin'ny inona?" izany hoe, na inona na inona toe-javatra misy antsika, inona no azontsika ifaliana mandrakariva? 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 27 Dec 2025
Lesona 1: ENJEHINA, NEFA TSY NAFOY - Fampidirana.
Sun 28 Dec 2025
Lesona 1: ENJEHINA, NEFA TSY NAFOY - Paoly mpifatotra an’i Jesôsy Kristy.
Mon 29 Dec 2025
Lesona 1: ENJEHINA, NEFA TSY NAFOY - I Paoly tao amin’ny fifatorana.
Tue 30 Dec 2025
Lesona 1: ENJEHINA, NEFA TSY NAFOY - I Paoly tany Filipy
Wed 31 Dec 2025
Lesona 1: ENJEHINA, NEFA TSY NAFOY - I Paoly sy i Kolosia
Thu 01 Jan 2026
Lesona 1: ENJEHINA, NEFA TSY NAFOY - Ny fiangonana tany Filipy sy tany Kolosia.
Fri 02 Jan 2026
Lesona1: ENJENIHA NEFA TSY NAFOY - Fianarana fanampiny.
Sat 03 Jan 2026
Lesona 2: ANTON’NY FISAORANA SY NY FIVAVAHANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 20 Dec 2025
Lesona 13: FIDIONAREO ANIO! : Fampidirana
Sun 21 Dec 2025
Lesona 13: FIDIONAREO ANIO! : Teo ianareo.
Mon 22 Dec 2025
Lesona 13: FIDIONAREO ANIO! : Amin’ny fahitsiana sy ny fahamarina
Tue 23 Dec 2025
Lesona 13: FIDIONAREO ANIO! : Afaka misafidy ny hanompo
Wed 24 Dec 2025
Lesona 13: FIDIONAREO ANIO! : Loza mifandraika amin’ny fanompoan-tsampy
Thu 25 Dec 2025
Lesona 13: FIDIONAREO ANIO! : Tsara fiafara
Fri 26 Dec 2025
Lesona 13: FIDIONAREO ANIO! : Fianarana fanampiny
Sat 27 Dec 2025
Lesona 1: ENJEHINA, NEFA TSY NAFOY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 03 Jan 2026
Lesona 2: ANTON’NY FISAORANA SY NY FIVAVAHANA - Fampidirana.

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (68)
  • August 2024 (106)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal