Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Manandrata ny tananareo ho. amin'ny fitoerana masina

Daty
Alahady 17 March 2024

Vakio ny Sal. 134. Aiza no atao ny fanompoam-pivavahana eto? Inona ny vokatr'ilay flankohofana amin’ Andriamanitra?

Mampahatsiaro ny tso-drano nataon'i Arona mpisoronabe ao amin'ny Nom, 6:24-26 ny Sal. 134 (ny Sal. 67:1 koa), ary maneho mazava ny fitahiana ho foto. kevitra manan-danja ao anatin’ny fifandraisan’Andriamanitra sy ny Isiraely, sy ho vokatt zany fifandraisana izany, Misaotra an’Andriamanitra ao amin'ny fitoerana masina ny vahoaka, ary Andriamanitra kosa mitahy ny vahoaka avy ao Ziona Mahenika ny fiainana manontolo ny fitahiana satria Andriamanitra dia Jehovah Mpanao ny lanitra sy ny tany. Ny filazana an’i Ziona ho toerana misy ny fitahiana manokana avy amin'Andriamanitra dia manamafy ny fanekena mamatotra an’Andriamanitra amin'ny vahoakany, izay fanekem-pahasoavana.

Vakio ny Sal. 18:1; Sal. 36:1; Sal. 113:1; Sal. 134:1,2; sy ny Sal, 135:1,2.

Matetika no soritan'ny Salamo ho toy ny mpanompon'i Jehdvah ny mpivavaka. Azo inoana fa maneho ny fiambenana alina ataon’ny Levita (1 Tant. 9:23-27) ny hoe ‘izay mitoetra alina ao an-tranon'i Jehovah” — Sal. 134:1, na koa maneho ny fiderana an’Andriamanitra ataon'ny Levita andro aman‘alina (1 Tant. 9:33).

Koa satria mivavaka amina Andriamanitra tsy hita maso, Izay tsy azo aseho amin'ny endrika na amin'ny sary, ny Isiraelita, dia natao haneho taratra ny voninahitri Jehévah ny fitoerana masina, sy ho toerana azo antoka azon'ny mpanota hanatonana ny Mpanjakany masina. Andriamanitra mihitsy no tompon- kevitra ny amin'izany fihaonana izany ary mifehy izany amin’ny alalan'ny didy amam-pitsipiny.

“Izayhatoninareotoyny vatovelona, ‘nolavin'nyolona, favoafidin’ Andriamanitra sady soa’, ka dia atsangana koa hianareo tahaka ny vato velona ho trano fanahy, ho fisoronana masina, hanatitra fanati-panahy sitrak’Andriamanitra amin’ny alalan’i Jesosy Kristy.” - 1 Pet. 2:4,5. Mitovy amin'ny hevitra voizina 20 amin‘ireo Salamo ireo ihany ireo tenin'i Petera ireo: manolotra fiderana sy fisaorana ho an'ny Tompony Jesésy Kristy, Mpahary sy Mpanavotra azy ireo, ny vahoakan’Andriamanitra, izay tonga fisoronana masina izao, noho ny soa rehetra nataon'ny Tompo ho azy.

Manana anjara fisoronana koa isika, tahaka ireo mpinon'ny TV, satria voantso hitory ny vaovao mahafalin'ny filazantsara amin'izao tontolo izao. Inona ny fomba mahomby indrindra azontsika anatanterahana izany

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 07 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Fampidirana
Sun 08 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Faka-tahaka.
Mon 09 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - "Tomoera tsara ao amin’ny Tompo"
Tue 10 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Mifalia mandrakariva amin’i Tompo.
Wed 11 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Hevero izany.
Thu 12 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Ny tsiambaratelon’ny fifaliana.
Fri 13 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Fianarana fanampiny.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 31 Jan 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Fampidirana.
Sun 01 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Mifaly ao amin’i Tompo.
Mon 02 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Ny fiainan’i Paoly tamin’ny lasa.
Tue 03 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -
Wed 04 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -
Thu 05 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -
Fri 06 Feb 2026
Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -
Sat 07 Feb 2026
Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Fampidirana

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • August 2025 (67)
  • September 2025 (58)
  • October 2025 (62)
  • November 2025 (67)
  • December 2025 (59)
  • January 2026 (85)
  • February 2026 (7)

Pagination

  • Previous page
  • 3
Powered by Drupal