Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Nandevona

Daty
Sabotsy 21 September 2024

Hodinihina mandritra ny herinandro: Mar. 15:42-47; Mar. 16; Kôl. 2:10-12; 1 Kôr. 15:1-8; Dan. 9:24-27; Jao. 20:11-18.

Tsianjery: "Fa hoy ilay zatovo taminy: Aza talanjona; mitady an'i Jesôsy avy any Nazareta, Izay nohomboana tamin'ny hazo fijaliana, hianareo; efa nitsangana lzy; tsy ato Izy; jereo fa teo no nametrahany Azy."- Mar. 16:6. 

Nandevina ny fanantenana sy ny finoan'ny mpianatra ny nanomboana an'i Jesôsy teo amin'ny hazo fijaliana. Herinandro manjombona tokoa no nolalovan'izy ireo. Maty mantsy ny Tompony, kanefa tsy vitan'izany fa nanahy ny amin'ny ainy koa izy ireo (Jao. 20:19).

Ho hitantsika ao amin'ny Mar. 16, ilay toko farany ao amin'io filazantsara io, izay nitranga taorian'ny nahafatesan'i Jesôsy.

Voalohany, hodinihintsika ny fotoana nitsanganan'i Jesôsy tarriin'ny maty sy ny antony nankanesan'ireo vehivavy tany amin'ny fasan'i Jesôsy ny marainan'ny Alahady. Tsy dia miresaka ny amin'ilay marainan'ny nitsanganan'i Jesôsy tamin'ny maty ny Advantista indraindray satria nohararaotina loatra izany nanohanana ny fanamasinana ny andro Alahady. Ho hitantsika eto kosa hoe ahoana no tokony hifaliantsika noho ity Alahadin'ny fitsanganana amin'ny maty ity, na eo aza ny fampianaran-diso mifandray amin'izany.

Faharoa, hohazavaina ao amin'ny lesona ny andininy voalohany ao amin'ny Mar. 16, izay mifandray amin'ny lohahevitra iray hita manerana ilay boky manontolo. Hodinihintsika ao amin'ny lesona Alatsinainy sy Talata ny momba izany.

Fahatelo, hamaranantsika ny herinandro dia hodinihintsika ao amin'ny lesona Alarobia sy Alakamisy izay sisa voalaza ao amin'ny Mar. 16, sy ny iraka ampanaovin'izany antsika. Manainga ny mpamaky hitory ny filazantsara manerana izao tontolo izao ny famaranana ny lesona.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 20 Jun 2026
Lesona 13 : NYMANDRAKIZAY - Fampidirana.
Sun 21 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Miaina anio.
Mon 22 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Mifanatrika aminy nony farany.
Tue 23 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Ny ampakarina.
Wed 24 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Manaraka ny zanak’ondry.
Thu 25 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - "Avia!".
Fri 26 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Fianarana fanampiny.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 13 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fampidirana.
Sun 14 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Avy amin’ny haben’ny ao am-po.
Mon 15 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Feno hery nefa tsy manery.
Tue 16 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Hevitra vitsivitsy ho fitoriana an’i Jesôsy.
Wed 17 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Zanaka mpaniasia.
Thu 18 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Ento miverina izy.
Fri 19 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fianarana fanampiny.
Sat 20 Jun 2026
Lesona 13 : NYMANDRAKIZAY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal