Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Amin'ny andro fahenina, miomàna

Daty
Talata 06 May 2025

  "Izao no lazain'i Jehovah: Rahampitso dia tena andro fitsaharana masina ho an 'i Jehovah; koa manendasa izay hendasinareo, ary mahandroa izay handrahoinareo, ary izay sisa rehetra dia avelao ho anareo, hotehirizina ho tra-maraina." - Eks. 16:23.

Mofon’aina:
Hita fa indroa heny ny habetsaky ny mana nomena tamin'ny andro fahenina, ary nanangona indroan'ny vata omera avy ny olona. Rehefa nahita izany nataon'ny olona izany ireo lohan'ny fiangonana, dia nampahafantatra faingana an'i Mosesy momba ity fandikana mazava ny toromarika nomeny ity. Saingy izao no navalin'i Mosesy azy: "Izao no lazain'i Jehovah: Rahampitso dia tena andro fitsaharana masina ho an'i Jehovah; koa manendasa izay hendasinareo, ary mahandroa izay handrahoinareo, ary izay sisa rehetra dia avelao ho anareo, hotehirizina ho tra-maraina." — Eks. 16:23. Dia nataon'izy ireo tokoa izany, ary hitany fa tsy nasiso izany na notehirizina ho tra-maraina aza. Ary hoy Mosesy: "Hano ireny anio, fa Sabata ho an'i Jehovah anio, ka anio no tsy hahitanareo azy any an-tsaha. Henemana no hanangonanareo azy; fa Sabata ny andro fahafito, ka dia tsy hisy amin'izany." — Eks. 16:25,26.

Tsy latsa-danja noho ny tamin'ny fotoana nanomezany ireo toromarika manokana voalaza ireo ho an'ny Zanak' Isiraely ny mahasarotiny ny Tompo ankehitriny mikasika ny Sabatany. (...) Izay manao tsirambina ny fiomanana amin'ny andro fahenina ho amin'ny Sabata dia naman'ny mandika ny didy fahefatra sy ny lalan'Andriamanitra. Noraran'Andriamanitra ny fandrahoana sy ny fampangotrahana sakafo amin'ny andro Sabata rehefa nanome toromarika ny Isiraelita Izy. Tokony handray izany fandrarana izany ho fitsipika lehibe avy amin'i Jehovah koa izay rehetra mitandrina ny Sabata. Tsy tian'ny Tompo hanaram-po amin'ny hatendan-kanina mantsy ny vahoakany mandritra ny Sabata, izay andro natokany ho amin'ny fandinihan-tena masina sy ny fanompoam-pivavahana. (...)

 Nitsinjo sy naneho fitiavana lehibe ny vahoakany Andriamanitra tamin'ny nandrotsahany ny mana avy any an-danitra ho azy ireo. "Ny fihinan'ny mahery no nohanin'ny olona" (Sal. 78:25a); izany hoe ny anjely no nanome azy ireo izany. (...) Rehefa novokisana tsara tamin'izany ny vahoaka dia nahatsiaro menatra noho ny tsy finoany sy ny fimonomononany, ka nampanantena fa hatoky an'i JehOvah amin'ny hoavy. — ST, 15 Avrily 1880.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 25 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampidirana.
Sun 26 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Ny fahalalana sy ny fitiavana.
Mon 27 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Ftiavana tsy mitady ny azy.
Tue 28 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Mandray lesona avy amin’ny lasa.
Wed 29 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampitandremana momba ny fanompoantsampy.
Thu 30 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Afaka amin’ny fanompoan-tsampy.
Fri 31 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fianarana fanampiny.
Sat 01 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 18 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Fampidirana.
Sun 19 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Finoana sy fampiharana tsy mifanaraka.
Mon 20 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Miatrika ny toe-java-mamohehatra.
Tue 21 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Miaro ny maha-izy ny fiangonana.
Wed 22 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Ny fanefitry ny fijangajangana.
Thu 23 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Ny fanambadiana sy ny fijanonana ho tokan-tena.
Fri 24 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Fianarana fanampiny.
Sat 25 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 01 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fampidirana.
Sun 02 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fanomezampahasoavana samy hafa.
Mon 03 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Firaisana ao anatin’ny fahasamihafana.
Tue 04 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Làlana tsara indrindra.
Wed 05 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Ny fanomezampahasoavan’ny fitenenana amin’ny fiteny samihafa.
Thu 06 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Ny fanomezampahasoavan’ny faminaniana.
Fri 07 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fianarana fanampiny.
Sat 08 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fampidirana.

Archive mensuelle

  • August 2025 (67)
  • September 2025 (58)
  • October 2025 (62)
  • November 2025 (67)
  • December 2025 (59)
  • January 2026 (85)
  • February 2026 (35)
  • March 2026 (55)
  • April 2026 (69)
  • May 2026 (73)

Pagination

  • Previous page
  • 3
  • Next page
Powered by Drupal