Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Atokàny ho Azy ny ankohonanao

Daty
Alahady 09 November 2025

 "Dia aoka hahalala, eny, aoka hiezaka hahalala an 'i Jelmah isika; mahatoky toy ny maraina ny fiposahany, dia ho avy amintsika toy ny ranonorana mivatravatra Izy, sy toy ny fara-orana izay mahavonto ny tany." – Hôs. 6:3

Mofon’aina:

Misy olona izay milaza fa mino ny fahamarinana manao tsirambina ny fotoam-bavaky ny mpianakavy. Ahoana anefa no ahasahianareo handeha any amin'ny asanareo kanefa tsy nameraka ny fikarakarana ny fanahinarro amin'ny Rainareo any an-danitra? Tokony hasehonareo fa matoky Azy ianareo. Tokony hatokanareo ho an'Andriamanitra ny fianakavianareo mialoha ny handaozanareo ny toka-ntranonareo. 

Azo antoka fa homem-boninahitra sy hovalian'ny Rainareo any an-danitra ny vavaka tsirairay izay asandratrareo amim-pinoana any amin' Andriamanitra. Rehefa nasaina nandeha tany am:n'ny toerana tsy fantany i Abrahama, na taiza na taiza izy no nanangana ny lainy dia nanorina alitara teo izy, ka nanandratra ny fivavahany marain-tsy hariva; dia hoy ny Tompo ny amin'i Abrahama: "Efa nifidy azy Aho mba handidy ny zanany sy ny taranany mandimby azy hitandreman 'ireo ny lalàn Jehovah hanao izay marina sy mahitsy." – Gen. 18:19.

 Io mihitsy no asa tokony hatao ao amin'ny fianakaviana tsirairay, saingy mahagaga fa atao an-tsirambina izany. Maniry ny hiaina araka ny fomba fijerin'Andriamanitra isika eto amin'imo tontolo izao. Tena zava-dehibe indrindra ny hiomanantsika tsy ankiatt, dieny ety, ho amin'ny fiainana hoavy,ilay fiainana mandrakizay. (...) Tokony ho tsapantsika ny lanjanny fanabeazana sy ny fitaizana ny zaiatsika, mba hikatsahany sy hitiavaiy ny fiainana mandrakizay. Tsy naintsy ampileferina amin'ny sitrapm'Andriamanitra ny sitrapony, ary ts) maintsy toheriny mandrakariva ny toera ratsy rehetra. Raha tian'ny ray sy ny reny hanahaka ny toetran'i Kristy ny zarany, dia tsy maintsy mametraka ohatra ho azy izy ireo. Ny fihetsika tsirairay ataonareo dia tokony ho fihetsha izay mahatonga anareo sy ny zanalareo ho mendrika ny lanitra, ary hahazs fanampiana manokana ianareo amin' izany.

Irin’ny Mpamonjy ny hahatanteraka ny fifdianareo; noho izany dia asainy mitoeta ao Aminy ianareo, dia hitoetra ao aminareo Izy. Sokafy ny varavran'ny fonareo, ka ampidiro ao i Kristy sy ny tanamasoandro mamiiapiratry ny fahamarinany. — RH, 5 Aogôsitra 1890. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 01 Nov 2025
Lesona 6: FAHAVALO AO ANATINY - Fampidirana
Sun 02 Nov 2025
Lesona 6: FAHAVALO AO ANATINY - Ny fivadihana amin’ny fanekena
Mon 03 Nov 2025
Lesona 6: FAHAVALO AO ANATINY - Ny fahotan’i Akana.
Tue 04 Nov 2025
Lesona 6: FAHAVALO AO ANATINY - Safidy mampidi-doza
Wed 05 Nov 2025
Lesona 6: FAHAVALO AO ANATINY - Varavaram-panantenana
Thu 06 Nov 2025
Lesona 6: FAHAVALO AO ANATINY - Vavolombelon’i herin’Andriamanitra
Fri 07 Nov 2025
Lesona 6: FAHAVALO AO ANATINY - Fianarana fanampiny

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 25 Oct 2025
Lesona 5: ANDRIAMANITRA NO MIADY HO ANAREO - Fampidirana.
Sun 26 Oct 2025
Lesona 5: ANDRIAMANITRA NO MIADY HO ANAREO - Ny helok’ireo Kananita
Mon 27 Oct 2025
Lesona 5: ANDRIAMANITRA NO MIADY HO ANAREO - Ilay mpitsara faratampony
Tue 28 Oct 2025
Lesona 5: ANDRIAMANITRA NO MIADY HO ANAREO - Fandroahana sa fandringanana?
Wed 29 Oct 2025
Lesona 5: ANDRIAMANITRA NO MIADY HO ANAREO - Safidy malalaka.
Thu 30 Oct 2025
Lesona 5: ANDRIAMANITRA NO MIADY HO ANAREO - Ilay Andrian’ny fiadanana.
Fri 31 Oct 2025
Lesona 5: ANDRIAMANITRA NO MIADY HO ANAREO - Fianarana fanampiny
Sat 01 Nov 2025
Lesona 6: FAHAVALO AO ANATINY - Fampidirana

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (68)
  • August 2024 (106)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal