Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

I Kristy fa tsy ny tena

Daty
Talata 02 December 2025

."Ary nantsoiny hanatona Azy ny vahoaka mbamin 'ny mpianany, dia hoy Izy taminy: 'Raha misy ta-hanaraka Ahy, dia aoka izy handà ny tenany sy hitondra ny hazo fijaliany ka hanaraka Ahy. - Mar. 8:34.

Mofon’aina:
Manoritsoritra ny atao hoe Kristianina marina ny Tenin'Andriamanitra, izay mifanaraka tsara amin'ny asan'ny Fanahy Masina ao am-po sy eo amin'ny fiainana. Ny zanak'Andriamanitra dia mahalalaavy hatrany ny fananany porofo ao am-pony fa naterak'Andriamanitra izy. Fanandramana lalina sy lehibe ny fanarahana ny Zanak'ondry na aiza na aiza alehany. Ny fandavan-tena sy ny fahafoizan-tena dia ho hita mandrakariva eo amin'ny lalana, mandalo eo amin'ny vavahady ety, izay mankamin'ny saha malalaky ny Tompo ( ...).

Sarobidy ho an'ireo izay mino i Kristy. Ny asan'ny Fanahiny amin'ny ,aina sy ny fon'ny mpino dia mi fanaraka tsara amin'izay voasoratra ao amin'ny reniny. Mifandrindra tanteraka ny c:anahy sy ny Teny. (...)

Ireo izay tsy mahita fitoviana amin'ny filamatra ara-moralin'ny fahamarinana ao am-pony (ny i'enin'Andriamanitra), dia tsy mahay rnanambara ny amin'i Kristy. Tsy mifandrindra amin'ny Fanahin' i Kristy ny fiteniny sy ny fisainany. Sandoka ny fanekem-pinoany. Efa nahita herotra niavosa teo ambony rano ve ianao? Ny fanahy dia tsy maintsy manana ny hery miasa mangina mamelombelon'ny fofon'ain'i Kristy mba ho voaseho eo amin'ny teny rehetra atao fa ao anaty i Kristy Ilay fanantenan'ny voninahitra. (…)

Loza no hahazo izay mikolokolo fisalasalana, izay mihazona ny fijeriny sy ny fisainany ho eo amin'ny tenany ihany. Raha mbola ny tena no banjinina ka atao lohahevitry ny fisainana sy ny resaka rehetra, dia tsy azo antenaina mihitsy ny fitoviana amin'i Kristy. (...) Tsy manana hery mahavonjy .ao amin'ny tenanao ianao. Ny "izaho" dia toy ny sambo loaka izay mitondra ny finoanao; arakaraka ny hitokianao aminy no hahatonga azy ho rendrika. Manatôna ny lakan'aina! Izany no hany famonjena ho anao. I Jesosy no kapitenin' ilay lakan'aina ary tsy mbola nisy very izay mpandeha rehetra eo Aminy. — MR, b. 21, tt. 23,24.

 

 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 14 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Fampidirana.
Sun 15 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Ny mpivady.
Mon 16 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Ny ray amandreny sy ny zanaka.
Tue 17 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Ny fifandraisana araka asa.
Wed 18 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Mifampivavaka.
Thu 19 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Mandeha amin’ny fahendrena.
Fri 20 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA -

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 07 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Fampidirana.
Sun 08 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Misaina ny zavatra any ambony.
Mon 09 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Atsaharo ny fisainana momba ny tany.
Tue 10 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Havaozina ho amin’ny fahalalana tsara.
Wed 11 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Ny toetry ny fiainam-baovao.
Thu 12 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Fiainam-baovao.
Fri 13 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Fianarana fanampiny.
Sat 14 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal