Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana
  2. Archive mensuelle

May 2025

LESONA 10: "(...) IZAY NIHARAN'NY FARAN'IZAO TONTOLO IZAO"- Ny tantaran’i Sodoma sy Gomora.

Misy tantara iray avy ao amin'ny TT koa resahin'i Petera rehefa manoritsoritra ireo tranga amin'ny andro farany izy, dia ny fandravana an'i Sodoma sy Gomora. Nanjary nikoizana npho ny faharatsiany ireo tanana teo amin'ny lemaka, ary tonga ohatra voalohany ny amin'ny tanana be mponina izay noravan'ny afo avy any an-danitra.

Vakio ny 2 Pet. 2:4-11, Joda 5-8, sy ny Ezek. 16:46-50, ary mariho ny tsipiriany rehetra. Nanao ahoana ny fitondran-tenan'ny olona, izay nitarika ho amin'ny fandravana fan Ireo tanana ireo? Inona ny zava-misy mitovy amin'izany ankehitriny?

LESONA 10: "(...) IZAY NIHARAN'NY FARAN'IZAO TONTOLO IZAO"- Ny asa fitorian’i Noa.

Mampahatsiahy antsika i Petera fa maro no tsy ho vonona ho amin'ny fiverenan'i Kristy satria "minia jamba" sy manadino izay nitranga tamin'ny Safodrano (2 Pet. 3:5). Ankehitriny, na voatahiry ao an-tsain'izao tontolo izao aza ny amin'ny fisian'ny Safodrano iray lehibe (mahagaga fa tantaraina ao amin'ny kolontsaina maro maneran-tany ny amin'ny Safodrano iray izay nandravarava, manomboka amin'ireo Grika fahiny ka hatramin'ireo Maya), dia anisan'ny esoina indrindra amin'ireo tantara ao amin'ny Baiboly ny tantaran'i Noa.

LESONA 10: "(...) IZAY NIHARAN'NY FARAN'IZAO TONTOLO IZAO"- Ny fahatezeran’i Zanak’ondry.

Vakio ny Apôk. 6:12-17. Diniho amin'ny tsipiriany ny fihetsik'ireo olona eo am-piatrehana ireo tranga amin'ny andro farany. Inona no voamarikao?

LESONA 10: "(...) IZAY NIHARAN'NY FARAN'IZAO TONTOLO IZAO"- Fampidirana.

Hodinihina mandritra ny herinandro: Apôk , 6:12-17; Mat. 24:36-44; Gen. 6:1-8; 2 Pet. 2:4-11; Gen. 18:17-32; Dan. 7:9,10

Tsianjery:

"Ary izany dia nanjo azy mba ho anatra, sady voasoratra izany ho fananarana antsika izay niharan'ny faran'izao tontolo izao. Koa izay manao azy fa efa mijoro tsara, dia aoka izy hitandrina, fandrao ho lavo." - 1 Kôr. 10:11,12.

Saino ny hoavy mandrakizay eo am-panaovana drafitra.

«Fa mahasoa kely ihany ny fampiasana ny tena; fa ny toe-panahy araka an’Andriamanitra no mahasoa amin'ny zavatra rehetra ka manana ny teny fikasana ny amin'ny fiainana ankehitriny sy ny ho avy koa.» - 1 Tim. 4:8.

Mofon’aina:
Ny mombamomba ny fitantanam-pananana rehetra, ny tsipirian'ny varotra rehetra, dia tsy misy miafina eo anatrehan'ireo mpanara-maso tsy hita maso, izay tsy mba manao marimaritra iraisana amin'ny tsy fahamarinana, tsy mandefitra ny faharatsiana, ary tsy manamaivamaivana ny fahadisoana.

Misoloa tena an'i Kristy amin’ny toe-javatra rehetra.

  "Fa noho ny fahasoavana nomena ahy dia izao no lazaiko amin'ny olona rehetra izay eo aminareo: Aza mihevitra mihoatra noho izay tokony hoheverina; fa mihevera izay onony araka ny ohatry ny finoana izay nozarain’Andriamanitra ho anareo avy." - Rôm. 12:3.

Manao petra-karena ho voninahitr' Andriamanitra.

"Aza dia mahery miteny avonavona; ary aoka tsy haloaky ny vavanareo ny fireharehana. Fa Jehôvah no Andriamanitry ny fahalalana, ary Izy no mandanja ny asa." - 1 Sam. 2:3.

Mikatsaka ny fahendren’ny lanitra eo amin’ny fitantanam-bola.

 "Hoy ny tompony taminy: Tsara izany, ry mpanompo tsara sady mahatoky; nahatoky tamin'ny kely ianao, dia hotendreko ho mpanapaka ny be; midira amin'ny fifalian'ny tomponao." - Mat. 25:21.

Asehoy amin'ny famindrampo ny fitiavan'Andriamanitra.

"Fa ny famindram-pon’i Jehôvah dia hatramin'ny taloha indrindra ka ho mandrakizay, amin'izay matahotra Azy ary ny fahamarinany mihatra amin'ny taranaka. Dia amin'izay mitandrina ny fanekeny sy mahatsiaro hankatò ny didiny." - Sal. 103:17,18.

Mangoraha rehefa tsy azo ihodivirana ny fahantrana.

 «Fahalahelovana sy henatra no ho an 'izay mandà famaizana; Fa izay manaiky anatra no homem-boninahitra.» - Ohab. 13:18.

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 25 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fampidirana.
Sun 26 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Ny fotoana.
Mon 27 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Toerana iray.
Tue 28 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fandinihana lalina ny baiboly.
Wed 29 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fitahiana roa sosona.
Thu 30 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Endrey ny hamamin’ny teninao.
Fri 01 May 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fianarana fanampiny.
Sat 02 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 18 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fampidirana.
Sun 19 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fitaovampiadiana mahery vaika indrindra.
Mon 20 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny soratra masina, fahefana.
Tue 21 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny fahamarinana ara-baiboly.
Wed 22 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny fitakian’ny Baiboly.
Thu 23 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny toe-po.
Fri 24 Apr 2026
Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fianarana fanampiny.
Sat 25 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 09 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Fampidirana.
Sun 10 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA -
Mon 11 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA -
Tue 12 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA -
Wed 13 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA -
Thu 14 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA -
Fri 15 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA -

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal