Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana
  2. Archive mensuelle

January 2026

Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -

Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -

Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -

Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY -

Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Ny fiainan’i Paoly tamin’ny lasa.

Fanandramana iraisan'ny Kristianina vao niova fo ny fisaintsainana momba ny fiainany taloha sy taorian'ny nandraisany an'i Jesôsy , tahaka izay ataon'i Paoly ao amin'ny Fil. 3. Misy fotoana iresahantsika momba ireo tsy Kristianina ka iantsoantsika azy ireo hoe "olona tsara"; maro anninizy ireny tokoa no tahaka izany raha araka ny fenitr'izao tontolo izao farafahakeliny. Kanefa, rehefa tsaraina amin'ny fenitr'Andriamanitra, dia tsy misy "tsara" na dia iray aza, eny fa na ny Kristianina aza.

Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Mifaly ao amin’i Tompo.

Vakio ny Fil. 3:1-3. Inona no teny manana hevitra mia o sy mit ia a aon'i Paoly eto, ary ahoana no ifandraisan'izany? Toy ny ahoana ny fanoritsoritany ireo mpino?

Lesona 6: MITOKY AMIN’NY KRISTY IRERY IHANY - Fampidirana.

Hodinihina mandritra ny herinandro: Fil. 3:1-16; Rôm. 2:25-29; Jao. 9:1-39; Efes. 1:4,10; 1 Kôr. 9:24-27. 

Tsianjery : "Eny, mba ho fantatro lzy sy ny herin'ny fitsanganany tamin'ny maty ary ny fiombonana amin'ny fijaliany ka hampitovina amin'ny endriky ny fahafatesany, raha mba misy hahatratrarako ny fitsanganana amin'ny maty." -Fil. 3:10,11.

Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Fianarana fanampiny.

"Izay mijoro akaiky indrindra an'i Kristy dia izay nisotro be indrindra eto an-tany ny amin'ny toe-tsainy entanin'ny fitiavana manao sorona ny dia fitiavana izay mirehareha, tsy mieboebo, tsy milady ny azy; tsy mora sosotra, tsy manao otri-po– 1 Kôr. 13:4,5, — dia fitiavana izay manetsika ny mpianatra, tahaka ny nanetsehany ny Tompontsika, hanome ny zavatra rehetra, hivelona sy hiasa mafy ary hahafoy tena, eny, na dia hatramin'ny fahafatesana aza, mba hamonjena ny taranak'olombelona. lo toe-tsaina to dia niseho mazava teo amin'ny fiainan'i Paoly.

Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - "Omeo voninahitra izay olona tahaka izany."

Vakio ny Fil. 2:25-30. Ahoana no anoritsoritan'i Paoly an'i Epafrodito? Inona avy ireo fomba amam-panaon'io mpanompo kristianina io izay mampiseho ny toetrany?

Lesona 5: MAMIRAPIRATRA AO ANATIN'NY ALINA - Voazaha toetra.

Efa voalaza tany aloha ny anjara asan'i Timoty amin'ny maha mpiara-manoratra ny epistily azy (Fil. 1:1). Izao i Paoly dia manomboka mitanisa an-tsipiriany ny maha sarobidy an'i Timoty amin'ny maha mpiara-miasa aminy azy. Nolazainy fa evanjelista izy (2 Tim. 4:5) izay nirahin'i Paoly tany Makedonia (1 Tes. 3:2; ampitahao amin'ny Asa. 18:5; Asa. 19:22) ary, imbetsaka, tany Korinto (1 Kôr. 4:17; 1 Kôr. 16:10). Niasa niaraka tamin'i Paoly sy i Silasy tany Korinto izy talohan'izany (1 Tes. 1:1; 2 Tes. 1:1) ary, taty aoriana, tany Efesosy (1 Tim. 1:2,3; ampitahao amin'ny Asa 19:22).

Pagination

  • Previous page
  • 4
  • Next page

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 28 Mar 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Fampidirana.
Sun 29 Mar 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Ny toerana misy antsika.
Mon 30 Mar 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Fananarana, fibebahana ary
Tue 31 Mar 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Fitiavana mandrakizay.
Wed 01 Apr 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Tomoera.
Thu 02 Apr 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Miray amin’ny voaloboka.
Fri 03 Apr 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA -

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 21 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Fampidirana.
Sun 22 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Lesona momba ny asa fitoriana.
Mon 23 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Mifandray ny fiangonana.
Tue 24 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Mitoetra marina ka hatoky tsara.
Wed 25 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Miaina eto amin’izao tontolo izao fa tsy naman’izao tontolo izao.
Thu 26 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Hafatra ho an’i Laodikia.
Fri 27 Mar 2026
Lesona 13: "HATOKY TSARA ΑΜΙΝ'ΙΖΑY REHETRA METY HO SITRAPON'ANDRIAMANITRA " - Fianarana fanampiny.
Sat 28 Mar 2026
Lesona 1: MIATRIKA NY TENA ZAVA-MISY MARINA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

Pagination

  • Previous page
  • 3
Powered by Drupal