Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Hanitry ny fiainana

Daty
Zoma 14 November 2025

 "Jehôvah ô, maraina no handrenesanao ny feoko; maraina no hivavahako Aminao, ka hanandrandra aho." – Sal. 5:3.

Mofon’aina:
Ry mpamaky kristianina, aoka ny tanjona lehibe izay nanery, an' i Paoly handroso hatrany manoloana ny zava-tsarotra no hitarika anao hanokana feno ny tenanao ho amin'ny fanompoana an'Andriamanitra. Izay rehetra azon'ny tananao atao dia ataovy amin'ny herinao rehetra. Aoka ho tahaka izao ny fivavakao isan'andro: "Tompo ô, ampio aho mba hanao ny tsara indrindra. Ampianaro ny fomba fanaovana asa tsaratsara kokoa aho. Ampio aho mba hampihatra eo amin'ny fanompoako ny asa feno fitiavana nataon'ny Mpamonjy. 

" Refesina amin'ny fanomezana nankinina taminy ny andraikitry ny mpiasa tsirairay. Ny rehetra no tsy maintsy miasa, saingy ny mpiasa nomena tombontsoa lehibe indrindra, dia fahiratan-tsaina lehibe indrindra amin'ny fahatakarana ny Soratra Masina, no iankinan'ny andraikitra arnbony indrindra. Tokony hahatsiaro tena ho tompon' andraikitra eo anatrehan'Andriamanitra ireo rehetra mandray izany, ka hampiasa ny talentany ho voninahitr'Andriamanitra.

 Tsy vokatry ny vintana na ny kisendrasendra na ny lahatra ny fahombiazana eo amin'ny asan'Andriamanitra; vokatry ny fiasan' ny fitarihan' Andriamanitra sy ny valisoan'ny finoana sy ny fahamatorana, ary ny fahamendrehana  amin’ny asa atao amim-paharetana izany. lfampiharana ny fahamarinana no ondra fahombiazana sy hery ara-panahy(...) 

"Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo : nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy;fa  hanana fiainana mandrakizay."— Jao 3:16. Io fitiavana io no  ny lalàna Haneho izany amin'ny fanaovana asa toy izay nataon'i Kristy sirairay izay manana fo mangoraka olombelona lavo. Mampiely varia manerana ny maha-olona tontolo ny tena fivavahana kristianina marina. Mahakasika ny ampahany manan-danja tsirairay izany – ny atidoha, ny fo, ireo tanana ny tongotra – ka manampy antsika hijoro tsy azo hozongozonina amin' izay asain' Andriamanitra hijoroantsika, "andrao ho diso lalana mandringa." (...) 

Azontsika atao tokoa ny maneho ny endrik'llay Tompo Andriamanitsika.  Azontsika atao ny mankalaza      Andriamanitra amin'ny tenantsika ay fanahintsika, izay Azy. Nasehon' i 'sty antsika ny zavatra azontsika terahina am in' ny alalan' ny fiaraha-tsa Aminy. Hoy Izy: "Tomoera amiko ary Izaho aminareo." - RH, 4 rily 1912. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 13 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fampidirana.
Sun 14 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Avy amin’ny haben’ny ao am-po.
Mon 15 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Feno hery nefa tsy manery.
Tue 16 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Hevitra vitsivitsy ho fitoriana an’i Jesôsy.
Wed 17 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Zanaka mpaniasia.
Thu 18 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Ento miverina izy.
Fri 19 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fianarana fanampiny.
Sat 20 Jun 2026
Lesona 13 : NYMANDRAKIZAY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 06 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fampidirana.
Sun 07 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Ireo tafiodrivotry ny fiainana.
Mon 08 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Sitràna amin’ny aretinao.
Tue 09 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Jôba.
Wed 10 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Teny an- dalana ho any Emaosy.
Thu 11 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Mahita an’i Jesôsy.
Fri 12 Jun 2026
Lesona 11 : OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fianarana fanampiny.
Sat 13 Jun 2026
Lesona 12 : TORIO IZY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 20 Jun 2026
Lesona 13 : NYMANDRAKIZAY - Fampidirana.
Sun 21 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Miaina anio.
Mon 22 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Mifanatrika aminy nony farany.
Tue 23 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Ny ampakarina.
Wed 24 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Manaraka ny zanak’ondry.
Thu 25 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - "Avia!".
Fri 26 Jun 2026
Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Fianarana fanampiny.

Archive mensuelle

  • December 2023 (17)
  • January 2024 (31)
  • February 2024 (56)
  • March 2024 (22)
  • April 2024 (72)
  • May 2024 (66)
  • June 2024 (49)
  • July 2024 (64)
  • August 2024 (109)
  • September 2024 (11)

Pagination

  • 1
  • Next page
Powered by Drupal