Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Avy Aminy ny fananantsika rehetra.

Daty
Alahady 02 August 2026

"Fa zinona moa aho, ary zinona moa ny oloko, no ahazoanay hery hanatitra toy izao? Fa avy aminao ny zavatra rehetra, ary avy tamin'ny Anao ihany no nanomezanay Anao."- 1 tant. 29:14 

Mofon'aina:

Treo izay miaina eto an-tany dia tokony hikambana amin'ireo marobe any an-danitra amin'ny fanomezana ny voninahitra sy ny fiderana rehetra ho an'ny Mpamorona. Tsy misy olona tokony hirehareha na hanandra-tena (...). Miasa tsy miato Andriamanitra mba hanarenana ny tsy fahatanterahan'ny olombelona. Na ny fibebahana aza dia vokatry ny fahasoavana. (...) Tsy tokony hisy handraisantsika dera izay rehetra ataontsika. (...) Ny finoana koa dia fanomezana avy amin'Andriamanitra. Ny finoana dia faneken'ny sain' olombelona ny tenin'Andriamanitra, izany no mampifamatotra ny fo amin'ny fanompoana an'Andriamanitra. Ary an'iza moa ny fahatakaran'olombelona, moa ye tsy an'Andriamanitra? An'iza ny fo, moa tsy Azy koa? Ny hoe manam-pinoana dia mamerina amin'Andriamanitra ny saina sy ny hery izay noraisintsika avy Aminy. Araka izany, izay mampiasa finoana dia tsy tokony handray dera noho ny amin'izany na dia kely aza. Ireo izay manam-pinoana lehibe fa misy Ray any an-danitra azony itokiana amin'ny toky tsy misy fetra (...) dia tokony hanao izao fiaikena izao eo anatrehan'ny Mpanao azy: "Fa avy aminao ny zavatra rehetra, ary avy tamin 'ny Anao ihany no nanomezanay Anao." (...) Ny fahaiza-manao nomen'ny lanitra dia tsy tokony hampiasaina ho amin'ny tombontsoan'ny tena manokana. Ny hery rehetra, ny fanomezana rehetra, dia talenta tokony hampitomboana ny voninahitr 'Andriamanitra ka ampiasaina ho amin'ny fanompoana Azy. (...) Aoka tsy hisy olona hitady hanandra-tena amin'ny firesahana momba ny asa vitany, na hanindrahindra ny fahaizany sy ny fahalalany ka hamboly fireharehana. (...) Tsy mba niseho ho matoky tena na nanandra-tena i Kristy. Izay notoloran'Andriarnanitra fano-mezam-pahasoavana manokana dia tokony hamerina izay noraisiny ao amin'ny trano firaketan'ny Tompo, hozarainy amin'ny hafa amim-pahalalahan-tanana amin'izany ny soa avy amin'ireo fitahiana noraisiny. Izany no hanomezam-boninahitra sy hanajana an'Andriamanitra.- The Review and Herald, 1 Desambra 1904. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 01 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fampidirana.
Sun 02 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fanomezampahasoavana samy hafa.
Mon 03 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Firaisana ao anatin’ny fahasamihafana.
Tue 04 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Làlana tsara indrindra.
Wed 05 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Ny fanomezampahasoavan’ny fitenenana amin’ny fiteny samihafa.
Thu 06 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Ny fanomezampahasoavan’ny faminaniana.
Fri 07 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fianarana fanampiny.
Sat 08 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 25 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampidirana.
Sun 26 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Ny fahalalana sy ny fitiavana.
Mon 27 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Ftiavana tsy mitady ny azy.
Tue 28 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Mandray lesona avy amin’ny lasa.
Wed 29 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampitandremana momba ny fanompoantsampy.
Thu 30 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Afaka amin’ny fanompoan-tsampy.
Fri 31 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fianarana fanampiny.
Sat 01 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 08 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fampidirana.
Sun 09 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Mon 10 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Tue 11 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Wed 12 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Thu 13 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Fri 14 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fianarana fanampiny.
Sat 15 Aug 2026
Lesona : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Fampidirana

Archive mensuelle

  • August 2025 (67)
  • September 2025 (58)
  • October 2025 (62)
  • November 2025 (67)
  • December 2025 (59)
  • January 2026 (85)
  • February 2026 (35)
  • March 2026 (55)
  • April 2026 (69)
  • May 2026 (73)

Pagination

  • Previous page
  • 3
  • Next page
Powered by Drupal