Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana
  2. Archive mensuelle

April 2026

Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fampidirana.

Hodinihina mandritry ny herinandro: Jao. 15:1-8; Mar. 1:35; 1 Tant. 16:11; Sal. 119:105; Isa. 50:4; Isa. 55:1-13. 

Tsianjery : "Dia ho tahaka izany ny teniko izay aloaky ny vavako: Tsy hiverina amiko foana izy, raha tsy efa mahatanteraka izay sitrako ary ambinina amin'izay ampandehanako azy." - Isa. 55:11 

Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fianarana fanampiny.

Rehefa mandinika ireo teny nolazainao tao anatin'ny 24 ora farany lanao, manao ahoana no fahitanao azy? Moa ve izany feno fitiavana, hatsaram-panahy, fifaliana, fampaherezana, sa feno fahasorenana, harerahana, fanahiana, hatezerana, fifosana, na haratsiam-panahy? Hoy ny Baiboly: "Fa avy amin'ny haben'ny ao am-po no itenenan ny vava Mat. 12:34. Raha feno loto ao am-pontsika, dia miseho amin'ny fitenintsika izany.

Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny toe-po.

Ny fahafahantsika mandray fampianarana avy amin'ny Tenin'Andriamanitra (Joba 22:22) dia miankina betsaka amin'ny toe-pontsika rehefa mandray ny Baiboly isika. Ahoana no anazavan'ny 1 Kor. 2:14 izany?

Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny fitakian’ny Baiboly.

Inona no mety hiova ao an-tokantranonao raha mitodika any amin'ny Baiboly ianao rehefa misy fanapahan-kevitra lehibe horaisinao, na miatrika olana ara-pifandraisana na zava-tsarotra ianao? Inona no mety hiova any am-piasana na ao am-piangonana raha toa ka ny tenin'ny Baiboly no tena atao solomaso hijeren ny olona izao tontolo izao sy atao fiainana?

Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny fahamarinana ara-baiboly.

Nanana fironana nanilika an'Andriamanitra tsy ho ao anatin'ny tontolon'ny teolojia ny sasany tamin'ireo «teolojianina malala-tsaina» («Théologiens libéraux», izay tsy mino ny voalazan'ny Baiboly ho fahamarinana ara-bakiteny, fa manova izany araka ny toe-java-misy) tamin'ireo taona manodidina ny 1960. Tarnin'ny taona 2017, dia nisy lohateny lehibe nisongadina teo amin'ny fonon'ny gazety Time hoe: "Maty ve ny fahamarinana?". Mahaliana izany satria maneho ny toetoetry ny fiaraharnonintsika ankehitriny io fironana io.

Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Ny soratra masina, fahefana.

Ny fahefana ananan'ny Baiboly sy ny asany dia voambara mazava tsara ao amin'ireo pejiny. Vakio ary soraty eto ny 2 Tim. 3:15-17. Mariho tsara izay lazain'ireo andininy ireo aminao momba ny asan'ny Baiboly.

Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fitaovampiadiana mahery vaika indrindra.

Alohan'ny handinihantsika ny maha sarobidy ny Baiboly sy ny fomba mety handalinantsika izany ho an'ny tenantsika manokana, dia tsy maintsy takatsika izao: anisan'ny famelezani Satana mahery vaika ny fanakanana antsika tsy hanokana fotoana hiarahana amin'Andriamanitra ao amin'ny Teniny. Ny fihazonana ny olona tsy hamaky Baiboly noho ny fahasahiranana, ny tsy firaihana, ny harerahana, na ny fisalasalana no paikady voalohany ampiasainy.

Ny fitakian'ny Raintsika any an-danitra

 «Enga anie ka mba hanana fo toy izany izy hatahorany Ahy sy hitandremany ny didiko rehetra mandrakariva, mba hahita soa izy sy ny taranany mandrakizay.» - Deo. 5:26.

Vatofantsika mafin'ny finoana

Ry malala, ankehitriny aza dia zanak'Andriamanitra isika, nefa tsy mbola naseho izay ho toetsika rahatrizay. Fantatsika fa raha hiseho Izy, dia ho tahaka Azy isika, ary  ho hitantsika Izy, dia izay tena endriny tokoa. Ary izay rehetra manana izany fanantenana miorina aminy izany dia manadio ny tenany mba hadio tahaka Azy." - 1 Jao. 3:2,3 

Lesona 4: NY ANJARA ASAN'NY BAIBOLY - Fampidirana.

Hodinihina mandritra ny herinandro: Fit. 3:22,23, 2 Tim. 3:15-17: Jao. 17:17, Efes. 1:13, Sal. 119:11:1 Kor. 2:14.

Tsianjery

"Fa velona sy mahery ny tenin ‘Andriamanitra ka maranitra noho ny sabatra roa lela, ka manindrona hatramin'ny fampisarahana ny aina sy ny fanahy ary ny tonona sy ny tsoka, ka mahay mamantatra ny eritreritra sy ny fisainan'ny fo- Heb. 4:12.

Pagination

  • Previous page
  • 3
  • Next page

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 26 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fampidirana.
Sun 27 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Ny fifandrraisana tany Edena.
Mon 28 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Niery an’Andriamanitra.
Tue 29 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Mitady ny olombelona Andriamanitra.
Wed 30 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Voaroaka tao amin’ny saha.
Thu 01 Oct 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Mpitondra tenin’Andriamanittra.
Fri 02 Oct 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fianarana fanampiny.
Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY -

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.
Sun 20 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny fahasoavan’i Jesôsy.
Mon 21 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny fitiavan’Andriamanitra.
Tue 22 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ilay Andriamanitra fitiavana.
Wed 23 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny firaisana amin’ny Fanahy Masina.
Thu 24 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny Andriamanitsika telo ilay.
Fri 25 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - FIanarana fanampiny.
Sat 26 Sep 2026
Lesona 1: MITENY AMINTSIKA NY MPAMORONA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 03 Oct 2026
Lesona 2: NY FIANTSOANA HO MPAMINANY -

Archive mensuelle

  • August 2025 (67)
  • September 2025 (58)
  • October 2025 (62)
  • November 2025 (67)
  • December 2025 (59)
  • January 2026 (85)
  • February 2026 (35)
  • March 2026 (55)
  • April 2026 (69)
  • May 2026 (73)

Pagination

  • Previous page
  • 3
  • Next page
Powered by Drupal