Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 2: - FAHASOAVANA MAHATALANJONA - Fampidirana

Daty
Sabotsy 04 October 2025

Hodinihana mandritry ny herinandro: Jos.2:1-21; Nom. 14:1-12; Heb. 11: 31; Eks.12:13; Jos. 9; Neh. 7:25.

Tsianjery: "Finoana no tsy nahafaty an-dRahaba janga niaraka tamin’ny tsy nino, satria nandray ny mpisafo-tany talin’ny fihavanana izy." - Heb.11:31

Nahoanan re aho no nanao izany indray e? Angamba efa niteny toa izany avokoa isika rehetra. Ny tantara rahateo miverina, ary tsy vitan'izany fa ny olombelona koa, ary isika manokana, dia mamerin-javatra. Impiry moa isika no mamerina fahadisoana iray!

Namindrana fo indray ny Isiraely mba ho tafiditra ao amin'ny Tany Nampanantenaina, ary raisi n'i Josoa am-po izany iraka izany. Voalohany, andeha hotakarintsika mazava ny momba izay natrehin'izy ireo. Naniraka mpisafo tany roa i Josoa mba hahalalany izay tokony ho fantatra momba ny tany: ny rafi-piarovana azy, ny fahavononany ara-miaramila, ny famatsian-dranon'ny tanàna, ary ny toetran'ny mponina manoloana ny fanafihana.

Mety hihevitra isika fa tsy nitaky ezaka avy tamininy Isiraely ilay teny fikasan'Andriamanitra hanome azy ireo ny tany. Kanefa na manana antoka ny fanohanana avy amin'Andriamanitra aza izy ireo dia tsy manafoana ny andraikitry ny olombelona izany. Nijoro fanindroany teo amin'ny sisin-tanin'i Kanana ny Isiraely. Namelovelo ny fanantenany; nefa tamin'ilay fotoana farany nijoroan'izy ireo teo amin'io sisin-tany io, sy nampanaovana azy io asa io, dia tsy fahombiazana nampivalaketraka no vokany.

Ho hitantsika amin'ity herinandro ity ny roa amin'ireo tantara mahaliana indrindra ao amin'ny bokin'i Josoa, ary ho tsapantsika ny lanjan'izany ho an'ny finoantsika ankehitriny. Mahatalanjona antsika hatrany ny fahasoavan' Andriamanitra, amin'ny fomba tsy misy fetra.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.
Sun 20 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny fahasoavan’i Jesôsy.
Mon 21 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny fitiavan’Andriamanitra.
Tue 22 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ilay Andriamanitra fitiavana.
Wed 23 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny firaisana amin’ny Fanahy Masina.
Thu 24 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - Ny Andriamanitsika telo ilay.
Fri 25 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITIAVANA ARY FIRAISANA - FIanarana fanampiny.
Sat 26 Sep 2026
Lesona 1:

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 12 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fampidirana.
Sun 13 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Ady ara-panahy.
Mon 14 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Mirehareha ny amin’i Jehôvah.
Tue 15 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fantatra ireo mpampianatra sandoka.
Wed 16 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Miaripahoriana noho ny filazantsara.
Thu 17 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Antso ho an’ireo tsy mbola nibebaka.
Fri 18 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fianarana fanampiny.
Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 26 Sep 2026
Lesona 1:
Sun 27 Sep 2026
Lesona 1:
Mon 28 Sep 2026
Lesona 1:
Tue 29 Sep 2026
Lesona 1:
Wed 30 Sep 2026
Lesona 1:
Thu 01 Oct 2026
Lesona 1:
Fri 02 Oct 2026
Lesona 1:

Archive mensuelle

  • August 2025 (67)
  • September 2025 (58)
  • October 2025 (62)
  • November 2025 (67)
  • December 2025 (59)
  • January 2026 (85)
  • February 2026 (35)
  • March 2026 (55)
  • April 2026 (69)
  • May 2026 (73)

Pagination

  • Previous page
  • 3
  • Next page
Powered by Drupal