Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Mahatoky amin'ny kely

Daty
Alahady 23 August 2026

"Ireo no mpanefy vilany sy mponina tany Netaima sy Gadera; tany no nitoerany tamin'ny mpanjaka hanao ny asany."- 1 Tant. 4:23

Mofon’aina:
Irin'ny Tompo ny hanabeazana sy hanofanana ny sain'ny tanora kristianina, mba hahafahan'ny miaramila tanora manao ny ezaka ambony indrindra; saingy tsy azo atao izany raha tsy miara-miasa amin' Ireo anjelin'ny lanitra izy ka manararaotra ny tombontsoa rehetra handraisany fanofanana sy fahalalana mampitombo. Irin'ny Tompo ny hahatonga anao ho mahatoky amin'ny zava-madinika, ka hanao araka izay tsara indrindra mety ho vita ianao eo amin'ny adidinao isan'andro, izay toa kely sy maivan-danja. Tandindomin-doza ianao amin'ny fotoana ahatsapanao fahafaham-po nefa manao asa zara raha vita. Tsarovy fa mendrika ny hatao tsara ny asa izay atao.

Eo akaiky mandrakariva i Satana mba haka fanahy izay olona miasa ho an' Andriamanitra. Hambarany aminy fa tsy mampaninona raha atao an-tsirambina ny asa, satria tsy hisy hahalala izany. Aoka tsy hisy olona ho voafitaka amin' izany tolo-kevitra izany. Ianao ihany mantsy dia efa mahatsapa fa tsy nahatontosa ny adidinao ka ho verinao amin'izany ny fanajanao ny tenanao sy ny fatokisan-tenanao. (...) Ny fanaovanao mosalahy ny asa dia fanazaranao ny tenanao tsy hanatontosa tsara ireo adidy eo amin'ny fiainana (...).-YI, 29 Septambra 1892.

Tsy misy zavatra tsy ilaina ao anatin'ny drafitra napetrak' Andriamanitra ho an'ny Kristianina tsirairay. Misy lesona natao :..anaran' ny tsirairay eo amin'ny fiainana andava-nandro. Mahareta, ary ataony amim-pahatokiana ny asa nampanaovina anao, na dia tsotra sy madinidinika aza izany. Ataovy amim-pilaminana ny asanao ary miantehera amin'ny hery avy amin'Andriamanitra. Aza miahiahy ny amin'ny ampitso. Ampiasao amin'ny fomba tsara indrindra ny fotoana omena anao anio. Aoka hamirapiratra ho an'i Kristy ny fahazavanao anio, na dia eo am-panaovana asa madinika aza. (...) Ny fanaovana amim-pahatokiana ny adidy anio no hanomana anao ho amin'ny asa rahampitso, amin-kerim-po vaovao, ka hanao hoe: "Efa novonjen'i Jehovah aho hatramin' izao" (1 Sam. 7:12)! Aoka ianao hiambina mandrakariva eo anatrehan'i Jehovah.-L, 1, 1904. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 25 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampidirana.
Sun 26 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Ny fahalalana sy ny fitiavana.
Mon 27 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Ftiavana tsy mitady ny azy.
Tue 28 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Mandray lesona avy amin’ny lasa.
Wed 29 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampitandremana momba ny fanompoantsampy.
Thu 30 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Afaka amin’ny fanompoan-tsampy.
Fri 31 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fianarana fanampiny.
Sat 01 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 18 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Fampidirana.
Sun 19 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Finoana sy fampiharana tsy mifanaraka.
Mon 20 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Miatrika ny toe-java-mamohehatra.
Tue 21 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Miaro ny maha-izy ny fiangonana.
Wed 22 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Ny fanefitry ny fijangajangana.
Thu 23 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Ny fanambadiana sy ny fijanonana ho tokan-tena.
Fri 24 Jul 2026
Lesona 4: FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA - Fianarana fanampiny.
Sat 25 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 08 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fampidirana.
Sun 09 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Mon 10 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Tue 11 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Wed 12 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Thu 13 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA -
Fri 14 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fianarana fanampiny.
Sat 15 Aug 2026
Lesona : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Fampidirana

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal