Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana
  2. Archive mensuelle

August 2024

NY FANOMBOANA TAMIN'NY HAZO FIJALIANA

Vakio ny Mar. 15:21-38. Inona ny toe-javatra maneho fanesoana maharary sy mahatsiravina ao amin'ireo andalan-teny ireo?

ARAHABA, RY MPANJAKAN'NY JIOSY!

Vakio ny Mar. 15:15-20. Inona no nataon'ireo miaramila tamin'i Jesôsy, ary inona no hevitr'izany?

Endri-pikapohana henjana no nampiasain'ny Rômanina mba hanomanana ny mpifatotra ho amin'ny famonoana azy ho faty. Esorina ny fitafian'ny mpifatotra, ary fatorana eo amin'ny hazo iray izy ka kapohina amin'ny karavasy hoditra izay nasiana poti-taolana na fitaratra, na vatokely sy fantsika.

"HIANAO VA NO MPANJAKAN'NY JIOSY?

Vakio ny Mar. 15:1-15. Inona ny toe-javatra feno fanarabiana miseho eto?

NOTSARAINA ARY NOHOMBOANA TAMIN'NY HAZO FIJALIANA

Hodinihina mandritra ny herinandro: Mar. 15; Lio. 13:1; Sal. 22:18; Jao. 20:24-29; Jao. 1:1-3; Dan. 9:24-27.

Tsianjery: "Ary tamin'ny ora fahasivy Jesôsy dia niantso tamin'ny feo mahery ka nanan hoe: Eloy, Eloy, lamà sabaktany! lzany hoe, raha adika: Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana no dia mahafoy Ahy Hianao?" - Mar. 15:34. 

FIANARANA FANAMPINY

Vakio ny IFM, toko 75: "Teo anatrehan'i Anasy sy teo amin'ny Iapan'i Kaiafa", sy ny toko 76: "Jodasy".

IZA IANAO?

Vakio ny Mar. 14:60-72. Ampitahao ny fihetsik'i Jesôsy sy ny fihetsik'i Petera teo anatrehan'ny zava-nitranga. Inona ireo lesona azontsika raisina avy amin'izany fahasamihafana izany?

Mitantara ny nitondrana an'i Jesôsy teo amin'ny Synedriona sy ny dingana voalohan'ny fitsarana an'i Jesôsy ny Mar. 14:53-59. Tsy nahitana mangirana ity toe-javatra ity. Nitady hatrany izay hampitombina ny fanamelohany an'i Jesôsy ireo mpitondra. Ambaran'ilay mpanoratra ny filazantsara fa mpiampanga lainga no betsaka, ary tsy nifanaraka ny fiampangany.

MAHAFOY NY ZAVATRA REHETRA MBA HANDOSIRANA AN'I JESÔSY

Vakio ny Mar. 14:43-52. Inona no mitranga eto, izay zava-dehibe tokoa ao amin'ny drafi-pamonjena?

GETSEMANE

Vakio ny Mar. 14:32-42. Inona ny antom-bavak'i Jesôsy tao Getsemane, ary ahoana no namaliana izany vavaka izany?

ILAY FIARAHA-MISAKAFO HARIVA FARANY

Vakio ny Mar. 14:22-31 sy ny Eks. 24:8. Inona no maha-zava-dehibe ny tantara voalaza eto ho an'ny finoana kristianina?

Voalaza ao amin'ny Mar. 14:12 fa andro voalohan'ny andro fihinanana ny mofo tsy misy masirasira tamin'izay, izay famonoana ny zanak'ondrin'ny Paska. Ny harivan'ny Alakamisy io fiaraha-misakafo io.

TSY HAY HADINOINA

Vakio ny Mar. 14:1-11. Inona ireo tantara roa voalaza eto, ary inona no ifandraisany?

 Voalaza ao amin'ny Mar. 1 fa roa andro sisa dia ho tonga ny Paska. Na ny alin'ny Talata, na ny Alarobia tao anatin'io herinandro io ny fivoriana eto. Nanao kajikajy nandamina fotoana ireo mpitondra fivavahana. Ny fomba hanatrarana ny tanjony sisa no notadiaviny. Tsy nampoiziny ny nahitany izany fomba izany.

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 01 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fampidirana.
Sun 02 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fanomezampahasoavana samy hafa.
Mon 03 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Firaisana ao anatin’ny fahasamihafana.
Tue 04 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Làlana tsara indrindra.
Wed 05 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Ny fanomezampahasoavan’ny fitenenana amin’ny fiteny samihafa.
Thu 06 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Ny fanomezampahasoavan’ny faminaniana.
Fri 07 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fianarana fanampiny.
Sat 08 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 25 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampidirana.
Sun 26 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Ny fahalalana sy ny fitiavana.
Mon 27 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Ftiavana tsy mitady ny azy.
Tue 28 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Mandray lesona avy amin’ny lasa.
Wed 29 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fampitandremana momba ny fanompoantsampy.
Thu 30 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Afaka amin’ny fanompoan-tsampy.
Fri 31 Jul 2026
Lesona 5 : HO VONINAHITR’ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY - Fianarana fanampiny.
Sat 01 Aug 2026
Lesona 6 : NY FANOMEZAMPAHASOAVANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 08 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fampidirana.
Sun 09 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Ny maha-zava-dehibe ny fitiavana.
Mon 10 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Ny ataon’ny Fitiavana.
Tue 11 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Ny tsy ataon’ny Fitiavana.
Wed 12 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fanoritsoritana an’i Jesôsy.
Thu 13 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Finoana, fanantenana ary fitiavana.
Fri 14 Aug 2026
Lesona 7: NY ATAO HOE FITIAVANA - Fianarana fanampiny.
Sat 15 Aug 2026
Lesona : NY HERIN'NY FITSANGANAN'I KRISTY TAMIN'NY MATY - Fampidirana

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal