Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Ny ran'i Kristy sy ny fahamarinany

Daty
Alarobia 12 November 2025

 "Ary amin 'izany zavatra lazainay izany dia izao no fotony: Manana Mpisoronabe toy izany isika, dia Ilay efa mipetraka eo amin 'ny ankavanan’ny seza fiandrianan'ny Avo Indrindra any an-danitra." – Heb. 8:1.

Mofon’aina:
Aseho ho toy ny mijoro mandrakariva eo amin'ny alitara i Kristy Jesosy, manolotra fanatitra indray mandeha noho ny fahotan'izao tontolo izao. Mpanao fanompoam-pivavahana ac amin'ny tena tabernakely, izay naorin'ny Tompo, fa tsy olona, Izy. Tsy mmana fahamendrehana intsony ireo taadindona tao amin'ny tabernakelin'ny Jiosy. Tsy ilaina intsony ny manao faiavotana ara-tandindona isan'andro sy isan-taona, saingy tena zava-dehibe ny fanati-panavotana amin'ny alalan'ny nvanalalana noho ny tambin'ny ota mi ola mitohy. Manao fanompoana eo anatrehan'Andriamanitra i Jesosy, manolotra ny ra nalatsany, tahaka ny zanak'ondry voavono. Manolotra fanatitra noho ny heloka tsirairay sy ny fahadisoana tsirairain'ny mpanota i Jesosy. 

Manelanelanatsy ankiato ho amin'ny mahasoa ny taranak'olombelona i Kristy, ilay Mpanalalana antsika, sy ny Fanahy Masina. Ny Fanahy Masina anefa dia tsy mitalaho ho antsika tahaka izay atzon'i Kristy izay manolotra ny rany, naatsaka hatramin'ny fanorenana izao toitolo izao. Miasa eo amin'ny fontsika ny Fanahy Masina, mampirisika ny fivavahana sy ny fifonana, ny fiderana sy ny fisaorana. Ny fankasitrahana izay mikoriana avy anain'hy molotsika dia vokatry ny fitendrefeny Fanahy Masina ny tadin-dokangan'ny fanahy ao anatin'ny fankalazana masina, ka manainga ny hiran'ny fo.

 Ireo fanompoam-pivavahana, ny vavaka, ny fiderana, ny fiaiken-keloka sy ny fibebahana ataon' ny mpino marina dia miakatra any amin'ny fitoerana masina any an-danitra toy ny ditin-kazo mani-pofona; saingy raha mandalo amin'ny fantsona simban'olombelona izany, dia tena maloto tokoa ka raha tsy voadion'ny ra, dia tsy hisy vidiny mihitsy eo anatrehan'Andriamanitra. Tsy miakatra ao anatin'ny fahadiovana tsy misy pentimpentina izany, ka raha tsy ilay Mpanalalana izay eo an-tanana ankavanan'Andriamanitra no manatitra sy manadio izany rehetra izany amin'ny fahamarinany, dia tsy hankasitrahan'Ahdriamanitra izany. (...)

 Enga anie ho takatry ny rehetra fa na inona na inona momba ny fankatoavana, ny fifonana, ny fiderana sy ny fisaorana, dia tsy maintsy apetraka eo ambonin'ny afo mirehitry ny fahamarinan'i Kristy. Miakatra tahaka ny setroka manodidina ny rakotra fanaovam-panavotana ny hanitr'io fahamarinana io. — SDABC, b. 6, tt. 1077,1078. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 14 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Fampidirana.
Sun 15 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Ny mpivady.
Mon 16 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Ny ray amandreny sy ny zanaka.
Tue 17 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Ny fifandraisana araka asa.
Wed 18 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Mifampivavaka.
Thu 19 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Mandeha amin’ny fahendrena.
Fri 20 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA -

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 07 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Fampidirana.
Sun 08 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Misaina ny zavatra any ambony.
Mon 09 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Atsaharo ny fisainana momba ny tany.
Tue 10 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Havaozina ho amin’ny fahalalana tsara.
Wed 11 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Ny toetry ny fiainam-baovao.
Thu 12 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Fiainam-baovao.
Fri 13 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Fianarana fanampiny.
Sat 14 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal