Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Fandresena ho an'ny mpankatò

Daty
Alahady 16 November 2025

  "Izany teny izany efa nolazaiko taminareo mba hanananareo fiadanana amiko. Aty amin'izao tontolo no ahitanareo fahoriana; nefa matokia; Izaho efa naharesy izao ltolo izao. "– Jao. 16:33.

Mofon’aina:
Tonga teto amin'ny tontonlon-tsika i Kristy mba ho any oka   ho an'ny taranak'oklona, ka nanamboatra ny lalana hahazoan'ny rehetra fandresena, tamin'ny alalann'ny fanomezana azy ireo hery ara-panahy. Tsy fikasany ho antsika, na aza, ny hitoerana eo amin'ny zavptra. Tsy tiany hatahotra na ho Kivu amin’ny  famelezana feno hafetsena ataon'ny menarana ireo izay mie ny handresy. Hoy Izy: "Matokia; Izaho efa naharesy izao tontolo izao.

Azontsika atao tsara hanana fifaliana sy herim-po miaraka amis’ y Jeneraly tahaka izany, izay hitarika  antsika ho amin'ny fandresena (…) Fantany tsara ny ady, fa tsy maintsy miady avokoa izay rehetra mifandrafy  amin’i Satana. Apetrany eo anoloan'ny mpanara-dia Azy ny drafitry ny ady, ka asehony amin'izany n’y mampiavaka sy ny fahasarotany ary ampitandremany izy ireo mba tsy hiditra ao amin'ny tafiny raha tsy  efa nikajy ny saran' izany. Lazainy aminl' izy ireo fa ny fivondronan'ny rats y iray manontolo mihitsy no manohitra azy  ireo, ary asehony amin'izy ireo koa fa miady ho an'ny tontolo tsy hita maso  izy ireo, ary tsy olombelona fotsiny ihany no mandrafitra ny Tafiny. (...) 

Manome toky azy ireo anefa Izy fa misy fanafahana ho an' izay rehetra mankatô ny baikony. Raha miandry amim-pahatokiana ny baikon'ny Kapiteniny ireo miaramilan'i Kristy, dia hahazo fahombiazana izy ireo eo amin'ny ady ataony amin'ny fahavalo. 

Mety ho betsaka ny tsy fahatanterahan'izy ireo (...) saingy raha tsapany ny fahalemeny, ary raha mangataka ny fanampian'i Kristy izy, dia ho fahombiazana ho azy Izy. Vonona mandrakariva Izy ny hanazava ny haizina ao anatin'izy ireo sy handresy ny maha-mpanota azy. (...)

Ireo izay miady ho an'i Kristy dia miady eo imason'ny tontolo rehetra any an-danitra, ka tokony ho tena miaramila izy ireo, fa tsy ho kanosa. (...) Tokony hojereny amim-pahatoniana sy amim-pinoana ny fahavalo tsirairay, ka hilaza izy hoe: "Miady ny ady tsaran'ny finoana izahay, eo ambany fitarihan'ny Hery mahefa ny zavatra rehetra. Satria velona lzy, dia ho velona koa izahay." — ST, 27 Mey 1897. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 14 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Fampidirana.
Sun 15 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Ny mpivady.
Mon 16 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Ny ray amandreny sy ny zanaka.
Tue 17 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Ny fifandraisana araka asa.
Wed 18 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Mifampivavaka.
Thu 19 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Mandeha amin’ny fahendrena.
Fri 20 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA -

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 07 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Fampidirana.
Sun 08 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Misaina ny zavatra any ambony.
Mon 09 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Atsaharo ny fisainana momba ny tany.
Tue 10 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Havaozina ho amin’ny fahalalana tsara.
Wed 11 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Ny toetry ny fiainam-baovao.
Thu 12 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Fiainam-baovao.
Fri 13 Mar 2026
Lesona 11: FIAINANA MIARAKA AMIN'I KRISTY - Fianarana fanampiny.
Sat 14 Mar 2026
Lesona 12 : MIARA-MONINA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal