Anankiray amin'ireo voka-dratsy mahatsiravina indrindra nateraky ny fahotan'i Adama sy Eva ny fisarahana amin'Andriamanitra. Noroahina hiala tao aminlilay Saha izy ireo ary tsy afaka niresaka tamin'Andriamanitra mivantana intsony, Nanoratra andalan-teny mendrika hotsarovana mikasika izany toe-java-tsarotra iainan'ny olombelona izany ny mpaminany Isaia: "Fa ny helokareo no efitra mampisaraka anareo aminAnthiamanitrareo, ary ny fahotanareo no mampiafina ny tavany aminareo.' - Isa. 59:2. Eny tokoa, mbola zanak'Andriamanitra hatrany i Mama sy i Eva, swingy tsy azo nialana ny vokatry ny fahotana ka tsy maintsy nandao an'i Edena izy ireo. Tsy tahaka ny teo aloha intsony ny zava-drehetra taorianiny tsy fankatoavany. Nanova ny fiainan'rty taranaleolombelona amin'ny lafiny maro ny fahotana (Ore° ny Gen. 3:14-24). Ahoana no nanovan'ny fahotana amin'ny fomba manokana ny fifandraisanisika amin'Andriamanitra? (Jereo koa ny Eks. 19:16-22) Tsy takatry ny saintsika ny flovana goavana nnisy eo amin'nyfiainan'ny olombelona vokatry ny fahotana, satria tsy mahalala afa-tsy tontolo anjakaniny fahotana isika. Noho ny fahotana, dia "voaozona" ny tany ka manjary anirianlny "tsilo sy hery." Manjary miaritra fahoriana sy fanaintainana izao ny olombelona, tsy maintsy tsemboka izy vao mahazo hanina, nefa amin'ny farany dia ho faty sy hiverina ho vovoka. Ny fahafatesana no fampahatsiahivana maharary indrindra momba ny fahotana. Ary etsy ankilan'izany, dia tsy afa-mifanatrika mivantana amin'Andriamanitra intsony isika noho ny fahotana. Na izany aza, dia nampanantenaina vahaolana manoloana ny voka-dratsinlny fahotana Adama sy i Eva. Tsy afa-nahita an'Andnamanitra sy niresaka taminy mivantana intsony ireo razambentsika voalohany, nefa nomena fanantenana ho an'ny ankehitriny sy ny hoavy kosa izy ireo raha nandao ny sahan'i Edena. Andriamanitra no nanao ny dingana voalohany ary nanazava taminizy ireo ny drafi-pamonjeny. Ny Gen. 3:15, izay antsoina hoe "terry fikasana voalohany indrindra maneho ny filazantsara" dia feno fanantenana ho azy ireo (ary ho antsika koa), na dia teo aza ny zava-nitranga. Hiteraka fanoherana ny fahotana sy fanantenana momba ny famonjena ny olombelona amin'ny hoavy ny terry fikasana ny amin'ny Mpanavotra ho avy. Raha ny marina, ny nanornezan'Andriamanitra Mariana an'i Adama sy i Eva talohan'ny nialan'izy ire° tao amin'ny Saha dia nary an'ohatra izay nanondro ny fanavotana azy amin'ny hoavy. Amin'ny alalan'ny fahafatesana sy ny fitsangananli Jesosy amin'ny maty aty aoriana no hamerenana amin'ny Iaoniny ny firaisan'ny olombelona amin'Andriamanitra (Jao. 14:1-3). izany hoe, tao Edena, taoriana indrindran'ny nidiran'ny fahotana, no nanomezana ny olombelona ny fanantenana sy ny teny fikasana fa ho voavaha ny olan'ny fahotana amin'ny farany. Vantany vao nisy ny eta, dia nomena ny teny fikasana momba ny Mpamonjy. Ahoana ny fihetsehamponao rehefa avy manao zavatra tsy mety? Nahatsiaro ho meloka ye ianao? Menatra? Rikoriko amin'ny tenanao? Inona avy ireo vokatr'izany? Ahoana no nanampian'ny finoana an'Andriamanitra sy ny teny fikasan'ny filazantsara anao tsy hamoy tanteraka ny finoana?
Daty
Alarobia 30 September 2026