Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 13 : NY MANDRAKIZAY - Fianarana fanampiny.

Daty
Zoma 26 June 2026

"Raha tsy mandray ny fivavahan'i Kristy amin'ny alalan'ny fihinanana ny Tenin'Andriamanitra isika, dia tsy ho mendrika hiditra ao amin'ny tananan'Andriamanitra. Ny fihinanana ny hanina ara-nofo, ny fanazarana ny fitiavantsika hiompana amin'ny zavatry ny tany, dia tsy hanomana antsika hiditra any arnin'ny lapan'ny lanitra. Tsy ho tiantsika ny rivotra madio sy masina any an-danitra. Tsy hahafa-po antsika ny handre ny feon'ny anjely sy ny hira tendren'ny lokangarlizy ireo. Ho zava-miafina ho an'ny saintsika ny siansan'ny lanitra. Ilaintsika ny ho noana sy mangetaheta ny fahamarinan'i Kristy; ilaintsika ny hovolavolaina sy hamboarin'ny hery miasa manginan'ny fahasoavany izay manova, mba hahatonga antsika ho mendrika hiara-monina amin'ireo anjelin'ny lanitra. (...)

"Amin'izay fotoana izay dia tsy hisy lalana hafa hifehy ny firenena afa-tsy ny lalan'ny lanitra. Ho fianakaviana iray, izay sambatra sy miray saina avokoa izy rehetra, mitafy ny fitafian'ny fiderana sy fisaorana. (...). Amin'izany fotoana izany dia hiara-kihira ireo kintan.ny maraina, ary ny zanak'Andriamanitra dia hanao hobim-pifaliana, raha hiara-manambara toy izao Andriamanitra sy i Kristy: 'Tsy hisy ota intsony, ary tsy hisy fahafatesana intsony.'

"Ilaintsika ny mizatra miresaka momba ny lanitra, ilay lanitra mahafinaritra. Miresaha momba ny fiainana izay haharitra raha mbola velona koa Andriamanitra, dia ho hadinonao ireo fitsapana sy olana. Aoka ny sainao hifantoka amin'Andriamanitra." — FLB, t. 363. 

FANO NTANIANA hifanakalozan-kevitra 
1. Henoy na vakio ny fahitana nomena an'i Ellen G. White momba ny lanitra ao amin'ny boky Early Writings, tt. 14-20. Inona no tena manaitra anao indrindra ao amin'io filazalazana io? 

2. Lafiny inona ao amin'ny lesona mandritra ity telovolana ity no irinao hotadidina indrindra mba hihazonana ny fifandraisanao amin'Andriamanitra ho matanjaka mandra-pahita an'i Jesôsy mifanatrika?

3. Iza eo amin'ny fiainanao no mila mandre momba ny fanantenana ny lanitra? Manapaha hevitra hizara izany aminy haingana araka izay azo atao. Tsarovy: tsy afaka hizara fanantenana amin'ny hafa ianao raha tsy efa manana izany manokana.

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 12 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fampidirana.
Sun 13 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Ady ara-panahy.
Mon 14 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Mirehareha ny amin’i Jehôvah.
Tue 15 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fantatra ireo mpampianatra sandoka.
Wed 16 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Miaripahoriana noho ny filazantsara.
Thu 17 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Antso ho an’ireo tsy mbola nibebaka.
Fri 18 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fianarana fanampiny.
Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 05 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Fampidirana.
Sun 06 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Ny ohapiainan’i Jesôsy.
Mon 07 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Ny antony manesika.
Tue 08 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Manao drafitra.
Wed 09 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Toetsaina.
Thu 10 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Firaisana.
Fri 11 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Fianarana fanampiny.
Sat 12 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.
Sun 20 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITATIAVANA ARY FIRAISANA - Ny fahasoavan’i Jesôsy.

Archive mensuelle

  • August 2025 (67)
  • September 2025 (58)
  • October 2025 (62)
  • November 2025 (67)
  • December 2025 (59)
  • January 2026 (85)
  • February 2026 (35)
  • March 2026 (55)
  • April 2026 (69)
  • May 2026 (73)

Pagination

  • Previous page
  • 3
  • Next page
Powered by Drupal