Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana
  2. Archive mensuelle

May 2025

I Kristy no tahafo fa tsy izao tontolo izao.

"Fa ny fitiavam-bola no fototry ny ratsy rehetra, koa ny sasany izay fatra-pitady izany dia efa voavily niala tamin'ny finoana ka nanindrona ny tenany tamin'ny alahelo be." - 1 Tim. 6:10.

Manehoa fitiavana eo am-panaovana ny Asany.

"Ny fatin-dalitra mahamaimbo sy mampamorivory ny menaky ny mpangaroharo zava manitra; ary toy izany, ny fahadalana kely dia mavesatra noho ny fahendrena sy ny voninahitra." - Mpitt. 10:1.

Aoka ny kristianina hahitsy mandrakariva.

"Ary hoy Jesôsy taminy: Hianareo dia mpanamarin-tena eo anatrehan'ny olona, nefa Andriamanitra mahalala ny fonareo; fa izay zavatra heverin’ny olona ho ambony dia fahavetavetana eo anatrehan’Andriamanitra." Lio. 16:15.

Mametraka ireo laharam-pahamehana.

"Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany." - Mat. 6:33.

Mahafoy tombotsoa mba hambaboana fanahy maro.

«Mahalala hietry aho, ary mahalala hitombo; na aiza na aiza, ary na amin'inona na amin'inona, dia efa nampianarina ny ho voky sy ho noana aho ary hanam-be sy halahelo. Mahay  nv zavatra rehetra aho ao amin'ilay mampahery ahy.» - Fil. 4:12,13.

Ny fitantanam-bola ankasitrahan’Andriamanitra.

"Fa miharia harena ho anareo any an-danitra, izay tsy misy kalalao na harafesina manimba, sady tsy misy mpangalatra manamitrano na mangalatra. Fa izay itoeran'ny harenao, dia ho any koa ny fonao." - Mat. 6:20,21.

Mifidy ny andaniny na ny ankilany.

"Aza mamily ny rariny izay ananan’ny malahelo ao aminao, raha manana ady izy. Manalavira izay teny lainga, ary aza mamono izay tsy manan-tsiny sy izay marina ianao; fa tsy hanamarina ny meloka Aho." - Eks. 23:6,7.

Eken'ny Tenin'Andriamanitra ny fianianana eo amin'ny fitsarana 

"Aza manangan-tsaho foana. Aza mifandray tanana amin'ny ratsy fanahy ho vavolombelona mampidi-doza." -Eks. 23:1.

Mitaky fahitsiana tanteraka ny raharaham-panjakana

"Tsy mety amin'ny mpanjaka, ry Lemoela, eny; tsy mety amin'ny mpanjaka ny misotro divay, na amin'ny mpanapaka ny ho fatra-paniry toaka; fandrao, raha misotro izy, dia manadino ny lalàna ka mamily ny fitsarana ny zanaky ny fahoriana." - Ohab. 31:4,5.

Aoreno eo amin'ilay Vatolampy ny toetranao.

 "Satria nialona ny mpirehareha aho, raha nahita ny fiadanan'ny ratsy fanahy. (...) Mandra-pidi tro tao amin'ny fitoera-masin 'Andriamanitra ka nihevitra izay ho farany." - Sal. 73 :3,17.

Mofon’aina:
Ny dingana voalohany indrindra eo amin'ny lalan'ny fiainana dia ny fibanjinana an'Andriamanitra sy ny fahatahorana Azy mandrakariva. Manadombo ny feon'ny fieritreretana ny fiviliana indray mandeha amin'ny fahitsiana ara-pitondrantena, ary manokatra varavarana hidiran'ny fakam-panahy hafa indray. (...)

Pagination

  • Previous page
  • 3
  • Next page

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 12 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fampidirana.
Sun 13 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Ady ara-panahy.
Mon 14 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Mirehareha ny amin’i Jehôvah.
Tue 15 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fantatra ireo mpampianatra sandoka.
Wed 16 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Miaripahoriana noho ny filazantsara.
Thu 17 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Antso ho an’ireo tsy mbola nibebaka.
Fri 18 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fianarana fanampiny.
Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 05 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Fampidirana.
Sun 06 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Ny ohapiainan’i Jesôsy.
Mon 07 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Ny antony manesika.
Tue 08 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Manao drafitra.
Wed 09 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Toetsaina.
Thu 10 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Firaisana.
Fri 11 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Fianarana fanampiny.
Sat 12 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.
Sun 20 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITATIAVANA ARY FIRAISANA - Ny fahasoavan’i Jesôsy.

Archive mensuelle

  • August 2025 (67)
  • September 2025 (58)
  • October 2025 (62)
  • November 2025 (67)
  • December 2025 (59)
  • January 2026 (85)
  • February 2026 (35)
  • March 2026 (55)
  • April 2026 (69)
  • May 2026 (73)

Pagination

  • Previous page
  • 3
  • Next page
Powered by Drupal