Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana

Lesona 10: FIBEBAHANA SY FAMELAN- KELOKA - Fampidirana.

Daty
Sabotsy 30 May 2026

Hodinihina mandritra ny herinandro:
isa. 61:10; Hôs. 6; Asa. 3:18,19; Eks. 34:1-10; Rôm. 6:23; Mat. 22:1-14. 
Tsianjery : "Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra." — 1 Jao. 1:9.

Toa mbola lavitra ny tany Nampanantenaina ny Isiraelita, izay nitoby teo ambanininy andry rahona teo amin'ny tany lemaka. Efa niakatra tao amin'ilay aizim-pito, izay nanarona ny tampon'ilay tendrombohitra andro maro izay, i Mosesy. Araka ny fihevitr'izy ireo dia azo antokan fa efa maty izay ilay mpitarika azy ireo; raha tsy matin'ny hanoanana dia angamba matin'ilay afo mandevona teo an-tampon-tendrombohitra.

Tsy tafandry mandry ilay vahoaka feno olona maro samy hafa firenena (ny lsiraelita niaraka tamin'ireo izay niara-niaia taminy tany Egypta nandritra ny Eksodosy), vonona ny hiroso ho any amin'ilay tany tondra-dronono sy tantely. Na vao andro vitsy aza ireto olona ireto no nanao fanekena masina tamin'Andriamanitra fa hankato Azy, dia nitaky hanana sary hitan'ny masony izy ireo izao. Koa dia nivory nanodidina ny tranolain'i Arona izy ireo ary nitaky ny hanamboarana sampy ho azy ireo. Noho ny fanahiany momba ny ainy, dia nanaiky i Arona. Hitantsika ao amin'ny Eks. 32-34 ny fizotrizany tantara mampalahelo izany.

Iray monja amin'ireo tantara mampianatra antsika momba ny fibebahana sy ny famelan-keloka ao amin'ny Soratra Masina io tantara io, izay lohahevitry ny lesona mandritra ity herinandro ity. Ataovy an-tsainao ny hevitra fototra ao amin'ny tsianjery eo am-pandinihanao ny lesona isan'andro. Eny, manota isika, saingy noho ny fahafatesan'i Jesôsy teo amin'ny hazo fijaliana sy ny drafi-pamonjena, dia misy ny famelan-keloka ho an'ny mpanota izay miaiky ny helony amim-pahatsoram-po sy mibebaka. 

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 12 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fampidirana.
Sun 13 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Ady ara-panahy.
Mon 14 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Mirehareha ny amin’i Jehôvah.
Tue 15 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fantatra ireo mpampianatra sandoka.
Wed 16 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Miaripahoriana noho ny filazantsara.
Thu 17 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Antso ho an’ireo tsy mbola nibebaka.
Fri 18 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fianarana fanampiny.
Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 05 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Fampidirana.
Sun 06 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Ny ohapiainan’i Jesôsy.
Mon 07 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Ny antony manesika.
Tue 08 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Manao drafitra.
Wed 09 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Toetsaina.
Thu 10 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Firaisana.
Fri 11 Sep 2026
Lesona 11 : FITANDREMAM-PANANA SY IRAKA - Fianarana fanampiny.
Sat 12 Sep 2026
Lesona 12 : NY AMIN'IREO MPAMPIANATRA SANDOKA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 19 Sep 2026
Lesona 13: - FAHASOAVANA, FITIAVANA, ARY FIRAISANA - Fampidirana.
Sun 20 Sep 2026
Lesona 13: FAHASOAVANA, FITATIAVANA ARY FIRAISANA - Ny fahasoavan’i Jesôsy.

Archive mensuelle

  • October 2024 (96)
  • November 2024 (69)
  • December 2024 (17)
  • January 2025 (69)
  • February 2025 (91)
  • March 2025 (21)
  • April 2025 (73)
  • May 2025 (87)
  • June 2025 (19)
  • July 2025 (68)

Pagination

  • Previous page
  • 2
  • Next page
Powered by Drupal