Skip to main content
Fandraisana
MALINA (Malagasy advantista eto Lyon iandrandrana ny ho avy)

[MG] Navigation principale

  • Fiambenana Maraina Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Androany
  • Lesona Sekoly Sabata Herinandro
  • Lesona Sekoly Sabata H. lasa
  • Lesona Sekoly Sabata H. ho avy
  • Radio AWR

Breadcrumb

  1. Fandraisana
  2. Archive mensuelle

February 2026

Mitoetra ao amin’i Kristy.

" Tomoera Amiko ary Izaho aminareo. Tahaka ny sampany tsy mahay mamoa ho azy, dia toy izany koa hianareo, raha tsy miray amiko. "Jao. 15:4.

Mofon’aina :

Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Lohan’ny fiangonana.

Vakio ny Efes. 1:22 sy ny Kôl. 2:10. Inona no hevitry ny "loha" ao amin'ireo toko sy andininy ireo? Inona no tian'i Paoly hambara amin'ny fiantsoany an'i Jesosy hoe "Lohan'ny fiangonana" (Efes. 5:23)?

Mandeha ho azy ny fampiasana ny loha ho sary an'ohatra maneho ny fitarihana; hita taratra eo amin'ny tenim-pirenena tsy tambo isaina maneran-tany izany. Hitantsika manerana ny Testamenta Taloha sy Vaovao koa ny fampiasana izany. Mariho ny fampiasana ny "loha" ao anatin'ireto toko sy andininy manaraka ireto: 

Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Fianarana fanampiny.

"Ny lehilahy iray izay olona ihany nefa nilaza ireo zavatra nambaran'i Jesôsy dia tsy azo lazaina ho mpampianatra lehibe momba ny fitondrantena tsara. Na izany olona izany adala - tahaka ny olona iray milaza ny tenany ho atody vakina ambony rano mafana na koa devolin'ny helo. Tsy maintsy misafidy ianao na izany lehilahy izany Zanak Andriamanitra, na adala na ny ratsiratsy kokoa noho izany. Na ianao miantso Azy ho adala ka mandrora sy mamono Azy toy ny olon-doza, na miankohoka eo an-tongony ka hiantso Azy ho Tompo sy Andriamanitra.

Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Mampihavana ny rehetra aminy.

Vakio ny Kol. 1:19,20. Inona ny fampihavanana natao teo amin'ny hazo fijaliana, ary ahoana no mahatonga izany hahafaoka ny zavatra rehetra?

Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Ilay "Voalohany"(no sady Loha).

Vakio ny Kol. 1:18. Inona no fifandraisana misy eo amin'ny maha Loha an'i Kristy sy ny maha "voalohany" Azy?

Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Lahimatoa talohan’izao zavatra ary rehetra izao.

Ao amin'ny Testamenta Vaovao, ny teny hoe "Lahimatoa" dia saika manondro an'i Jesosy mandrakariva (jereo ny Lio. 2:7; Rôm. 8:29; Heb. 1:6; Apôk. 1:5), anisan'izany ny ao amin'ny Kolosiana. Kanefa, na dia manondro olona hafa aza izany teny izany, dia tsy voatery izay teraka voalohany no tondroiny. Ny hevitry ny "lahimatoa" ao amin'ny Baiboly dia manasongadina ny fifandraisana manokana ifandraisan'ny zanaka lahy amin-drainy, na fahafiry na fahafiry ny filaharany eo amin'ny fahaterahana.

Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Endrik’ilay Andriamanitra tsy hita.

Rehefa mijery fitaratra na mijery sary isika dia mahita ny endritsika, saingy fisaka izany ary ny lavany sy ny sakany ihany no azontsika refesina aminy. Amin'ny lafiny sasany, dia ny sary sokitra no manome sary mazava kokoa nefa tsy mbola mahatoraka ny tena izy izay sady miaina no mihetsika izany. Mbola midadasika noho izany anefa ny hevitry ny Baiboly rehefa miresaka momba ny endrika, na dia ireo fanehoana latsadatsaka kokoa ireo aza no entina milaza izany.

Lesona 8: I KRISTY, AMBONIN'NY ZAVATRA REHETRA - Fampidirana

Hodinihina mandritra ny herinandro: Gen. 1:26.27; Kol. 1:13-19; Jao. 1:1-3; Efes. 1:22: 1 Kor. 12:12-27; 1 Kor. 4:9; Rôm. 6:3,4.

Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Fianarana fanampiny.

FIANARANA FANAMPINY:

"Ireo izay mandray fanampim-pahasoavana vaovao hatrany ihany, no hanan-kery mifamatra amin'izay ilainy isan'andro sy ny fotoana ho avy izay ahazoany herim-panahy amin'ny fomba mahagaga izy ireo fahaizany mampiasa izany hery izany. Tsy hiandrandra mba hahazoany mamonjy fanahy, fa milefitra amin'Andriamanitra isan'andro kosa, mba hanaovany azy ho fitaovana azony ampiasaina. Isan'andro dia manararaotra ny fotoana mety hanaovany ny fanompoana araka izay tratrany izy.

Lesona 7: OLOM-PIRENEN’NY LANITRA - Ny tsiambaratelon’ny fifaliana.

Vakio ny HI. 4:10-13,19. Inona avy ireo tsiambaratelon'ny fiainana feno fifaliana sy fahasambarana ambaran'i Paoly eto? 

Rehefa misy toe-javatra tena sarotra mitranga (mosary, aretina, ratra, fatiantoka), dia manomboka misaina momba ny zava-manan-danja marina ny olona ary mifantoka amin'ireo fitahiana izay matetika tsy noraharahaina. Rehefa mietry isika, ao anatin'ny fahantrana, na saika tsy manana na inona na inona intsony (Fil. 4:12), dia eo no fotoana mampitsiry ny finoantsika.

Pagination

  • Previous page
  • 3
  • Next page

Lesona Sekoly Sabata Herinandro

Sat 02 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Fampidirana.
Sun 03 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Daniela mahatoky.
Mon 04 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Ny fihetsika eo am-pivavahana.
Tue 05 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Nandeha no niresaka i Enoka.
Wed 06 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Mosesy, Mpitarika manana toe-panahy araka an’Andriamanitra.
Thu 07 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Nifona ho an’ny firenena i Mosesy.
Fri 08 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Fianarana fanampiny.
Sat 09 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. lasa

Sat 25 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fampidirana.
Sun 26 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Ny fotoana.
Mon 27 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Toerana iray.
Tue 28 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fandinihana lalina ny baiboly.
Wed 29 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fitahiana roa sosona.
Thu 30 Apr 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Endrey ny hamamin’ny teninao.
Fri 01 May 2026
Lesona 5: NY FOMBA FANDINIHANA NY BAIBOLY - Fianarana fanampiny.
Sat 02 May 2026
Lesona 6: MPITOLONA AMIM-BAVAKA - Fampidirana.

Lesona Sekoly Sabata H. ho avy

Sat 09 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Fampidirana.
Sun 10 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Elia nivavaka tao anatin’ny fotoan-tsarotra.
Mon 11 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Rehefa toy ny tsy ahazoam-baliny ny vavaka.
Tue 12 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Mampianatra antsika hivavaka i Jesôsy.
Wed 13 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Fiderana,fiaiken-keloka,fangatahana ary fisaorana.
Thu 14 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Fanontaniana maromaro mikasika ny vavaka.
Fri 15 May 2026
Lesona 7: VAVAKA IAINANA - Fianarana fanampiny.

Archive mensuelle

  • August 2025 (67)
  • September 2025 (58)
  • October 2025 (62)
  • November 2025 (67)
  • December 2025 (59)
  • January 2026 (85)
  • February 2026 (35)
  • March 2026 (55)
  • April 2026 (69)
  • May 2026 (26)

Pagination

  • Previous page
  • 3
Powered by Drupal